Nena maman'i... dé lé anaran vadiko. Fa lé belle fille an ray (vadiny zokiny) miantso azy neny. Za tsy sahy satri itako am fomba fijeriny oe za tsy dé titiny fa lé belle fille ray no tiny.Bon, ary nenareo, ina ny fiantsoanareo an rafozambavy nareo?

Raha toa ka eo imasony dia "papy" sy "mamie"Refa tsy eo imasony sy imason-janany dia "ry manam-pahaizana" satria ianao eo imasony tsy misy dikany fa zareo ihany no mahay sady be morale nefa ny tenanay mba azo atao hoe nahavita fianarana ihany. Tsy misy olona lafatra eo imasony fa zareo ihany no favorie
Izahay aloha dia tsy mba mahay maka 19 fa ny anay efa azonay tany amin'ny RAR -nay ny 40 , na mihoatra aza ka i neny dia neny , na mama , fa ilay rafozam-bavy , tsy azo anaovana fiatsaraham-belatsihy fa na tamboho aza mbola sahiny ohihanihana . Fa rehefa sendran'ny olona fangoloka ny tena tsy afaka ny handefitra izany fa dia apetraka amin'ny tooerany izy fa tsy hoe renin'ny vadiko ity dia aleo mangina . Ny zanany aza tsy mahazaka azy !!! BOF !!