image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Nena maman'i... dé lé anaran vadiko. Fa lé belle fille an ray (vadiny zokiny) miantso azy neny. Za tsy sahy satri itako am fomba fijeriny oe za tsy dé titiny fa lé belle fille ray no tiny.Bon, ary nenareo, ina ny fiantsoanareo an rafozambavy nareo?


Andao hiova Tsy hiantso azy ho neny aho na i Mama satria ny neniko na mamako dia ilay niteraka ahy sy nitaiza ahy . Tsy azo soloina na lazaina daholo ny resaka fouza rehetra . Fouza lahy atakalo fouza vavy , dia ahoana koa ny manaraka .Resaka tiana hampandriana saina fotsiny izany .Ny rafozako dia antsoina hoe Iveta satria olona tia resaka vanivany sy veta2 fotsiny . Dia olona ohatr'izany ve dia ho antsoiko hoe Dada a!! ny vavy indray dia mpiditra loatra amin'ny fiainan'ny hafa hany ka mahatezitra ny rehetra satria manakorontana . Dia mbola mipetraka ihany ny fanontaniako hoe , hiantso izany ho Mama de vrai sens ve aho !! vOUVOU no fiantsoanay azy satria woawoawioa amin'ity fiainan'olona rehetra ity . Soa fa ilay vady dia safidy ary tsara safidy aho satria olona mipetrapetraka sy milamina , angmba izy efa leo ny ataon'ny RAR dia tsy nandova toetra . I mama dia i mama i neny dia i neny tsy azo soloina . Point . Vita.


<graduation :-hum Tonga dia ataovy hoe VôTRISY dia vita <suicide


mafy mihitsy ry zareo ny manjo ahy te hi lancer ilay terme votrisy ,maninona ngah no tsisy manao combien ? Eny e, marina aloha fa mivahavaha izay aho tsy mahatanty andro mafana <banane <banane


Ny ahy Neny. Na rehefa misy mahasorena aza toa tsy mbola nahavita tamim-badiko (hatreto aloha) aho hoe Mamanareo na Neninareo fa Neny foana.Tiako tena tiako ny reniko niteraka ahy ary tsy misy hahasolo azy ato am-poko mandrakizay na dia tsy eto intsony aza izy. Fa tsy misakana ny hitiavako ny rafozako ho toy ny reny ihany kosa nefa izany. Tiako tena tiako ihany koa izy na eo aza ny kilemany ary raisiko amin'ny mahareny azy rehefa miteny. Teneniko amin'ny maha reny sy zanaka anay rehefa misy zavatra mila lazaiko.Samy manana ny kilemany daholo ny olona, samy manao ny tsy mety daholo amin'ny fiainana, fa amiko rehefa ny fo no avela hanara-po hankahala fa tsy mba hiezaka hitia dia ny ratsy foana no hita ary hahita excuses foana isika olombelona hoe tsy reniko io.


ny ahy aloha de neny rehefa falifaly zah fa rehefa misy tsy tiko ka tsy maintsy miresaka zahay dia lasa mami ééé


T@ mbola mpisipa izahay mivady nefa efa nifankahita tamin-ndry zareo na izany aza dia dadan'i..... sy nenin'i....... no fiantsoko an-dry zareo. Rehefa vita vodiondry dia dada sy neny foana am zay.


Aza dia manao anzany re isika vehivavy fa marina ny tenin namana eo aloha oe vehivavy enao mitera dahy dia hanjo anao koa ny anaovanao an'io olona io ,ref tsy tiana ny reniny dia aza vadiana ny zanany e! nga nivoaka tamin vato aman kazo iny vadinao iny fa tsy nisy nipoirany ? aiza no hisy oe tiana ny zanany fa ny niteraka azy sy nitaiza nikolokolo naha olombanona azy tsy tiana ,nga iny tonga dia lehibe novadianao raha tsy notezaina ,nampianarina vao hitanao ,ianao aza no mamantam bonona fotsiny mbola mankahala olona iany. T sy misy tongalafatra na ianao io aza fa mba tiavo iany ilay nahitanao ny vadinao Fa tsy dia ny fankahalana rafozana no horeharehaina eto ,mbola ho rafozana koa ianao indray andro any.


sady vetivety kely anie ireo zaza ireo de lehibe e, tsy ampoizinao akory de rafozana ianao hi hi hi