image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 5

bonjour daoly, inona avy kay matetika ny fanontanina apetrakiny Juge mandritra ny conciliation? misaotra antsika


Za zao no mametraka fanontaniana fa tsy ny juge satria sika de eto @ forum fa tsy any @ tribunal.Fanontaniana 1Ovina nisy rs farany?


espoirs//mpangataka divorce aloha ianao sa le ilany ?


Raha mbola tsy vita divorce ve tompoko azon'ny vehivavy atao ny tsy miaramipetraka @vadiny intsony sa lasa manao abandon de foyer izy dia afaka torina dia mapigadra v zay?misaotra


ESPOIRS//Mangataka divorce ianao de inona no antony ??? fir na jerena eo ny isan zanakareo ! zaraina v zan ny zaza raha plus de un !! de raha manaiky ny vadinao ny isaraka aminao de resaka volanjaza kou anontanianay !


conciliation entre époux dia partage des biens raha tsy nisy contrat de mariageraha misy zanaka dia-garde d'enfants-droit de visite-pension alimentaire ireo no hifanarahana any amin'ny juge satria fisarahana ilay resaka fa tsy fiarahamonina


Leman@Inona idiran'ilay RS azafady? Dia hoe concilié ve na tsy miara mipetraka aza?