image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Salama tompoko,miala tsiny raha somary lavalava ny soratra, misaotra antsika maharitra mamaky. Lehilahy izaho no manoratra. Miaraka amin'olona efa 2 taona zay, ny dada sy maman'ilay sipako moa efa maty fa tany amin 'ny zokiny izy no nipetraka teo aloha teo fa nisy olana b sy fifamaliana tamin zareo dia nangataka ipetraka iaraka amiko izy mandrapahitana solution, nanaiky moa aho na dia mbol tsy vita nininona aza izahay, satria izaho mipetraka irery fa ny ray amanreniko any am faritany, Izy moa tsy mbola mianatra fa miandry fidirana eny ankatso @ volana martsa ka mijanona miandry ahy ato antrano izy fa izaho no mande miasa.Manana namana izy, fa tsy d tena oe akaiky be azy fa ny ataony dia ao antrano foana mi surf sy mijery tv amzao d mikarakara ny trano. Misy cousin-ny izay iany no mpandalo ao indray2, marihiko fa io vehivavy io dia olona manaja ahy, mivavaka ary tsy tia resaka somary "salé" reny fa tena anariny enao raha vao miteny na miresaka otrzany, ary raha misy namany ao am fb mitady hanadala azy avy atrany dia blokeny. Asehony ahy mihitsy zany hoe olona atokisana izy ary tsy hamitaka ahy fa azoko atokisana tsara. Ny olana anefa dia misy miresaka @ ray amandreniko sy ny fianakaviako hoe aza avela manambady an io ny zanakareo fa olona maditra b io, ty lehilahy, sns. Araky ny voalazako tery ambony dia misy cousin any mandalo ndray2 ao mamangy azy, izay mitovy taona aminy, ndray2 tratrako ao antrano fa matetika moa efa lasa izy fa noteneniny ahy fotsn oe nandalo teo i xxx, ay ve hoy aho, izaho dia matoky azy hatrany. Dia misy mpanampin' olona eto akaiky eto ndray koa amzao milaza fa mahita azy sy io cousin any io avy eny am tranon zareo mifamihina ato atranoko ka milaza io mpanampy io fa oe tsy cousin any io fa tena sipany, ka tsy aiko raha mandainga io olona io milaza mahita an zany na tena zaho no jamba diso mahatoky loatra, fa dia tena marina anefa fa cousin any io, ary raha ny toetrany sy ny fietsiny dia tsy manao anzany mamihina azy zany mits refa eo za. mbola tsy ananako porofo mazava aloha ny zvt otrzany fa ny hitako dia ny toetrany tsara miaraka amiko atramzay sy hoe olona mivavaka. Ka mba mangataka torohevitra aminareo zaho raha mba misy manana tompoko, hoe tokony alefako mande ve izy nefa raha zany d tsy ho hitako ny tena toetrany satria vao maika any am tsitan'olona any, dia ahoana no fomba tena ahitako ny marina momba azy, misaotra tompoko.


tsy mahatoky an izany aloha raha zah manokana, cousin mamangy matetika koa malalaka be ny trano tsy mila manofa hotely koa...


ilay hoe mivavaka sns aloha tsy midika na inona na inona e! mivavaka sy hendry izy koa mahavita manao tokatrano maso? ankoatran'izay dia ba tsidiho ihany ilay resaka hoe cousin-cousine atsy ambadika atsy fa sao dia izay no ataony dia saro-piaro i cousin satria efa kopy fa tsy afaka ny hiditra lalina amin'i cousine! ankoatran'izay, mety fika hi-fixena an'i toi sy handaminana fiainana fotsiny io satria izy izany sahirankirana ihany raha kamboty ary tsy mbola miasa, rehefa miditra amin'izay ny fianarana dia toi amin'izay no hiantoka ny fitaovana, frais, gouter sns ary tsy hiala ao intsony izy, ankoatran'ny hoe sady miabnntoka kaly ho an'i cousin toi no hiatonka chambre ho azy roa!!


tsy milamina zany cousin manafika foana zany a!jereo lé torohevitra camera na dictaphone maharitra 12h ireny.mila mailo ranamana.ny hoe mivavaka tsy midika n'inn n'inn. efa nahita tranga tahaka izany aho : miseho ho mpivavaka sy be principe bé lé sipa fa ny toetra tena loza, manimba fiainan'olona maro (tokontrano, asa, etc..)mba mailo é!


Hasio caméra cacher fotsiny ai antrano de hita NY marina


Izy lazainao fa mi surf foana! tsy efa hitany ve zao tony resaka ato am net tony? tUNRY7


Ra za elah ry akama de tsy miasa saina @ izany, maka permission 1 andro fotsiny any ampesana, de tsikilovina ze ataony ao; mody hoe mande miasa elah, nefa mi camoufle eo @ manodidina eo ihany, de tsikilovy, de tratraro ao e! de roahy avy hatrany raha tratyarn'elah ambodiomby, c'est simple comme dire bonjour


leral > Raha haka congé ne za mety am le fotoana tsy andalovany e, d tsis dikany, sady ny trano mihidy dia tsy possible ho tratra satria mila sokafana avany anatiny ny vavahady.VAZOVAZO > Misurf foana izy fa tsy miditra amtony ka, fb sy ny fianarany iany d mailFa @ zao lou lery otran ts mandalo tsony za ko niteny azy oe ts tiko izy makany matetika, niteny iany izy oe ahoana no anakanany ny anadahiny tsy ho any nefa oz, fa aveo otrany ts tonga tsony lery


Raloum2017Sipa efa galifantsy letsy zany mahavita misitaka dia mipetraka aman'olona izany aFomban-javatra koa anie ilay fika heo "Cousin" eSipa hianatra sy hiandry taompidirana ve dia hisitaka nefa mbola fianarana no aoa an-tsaina.Mety lafo be aminy sy ilay cousin ny chambre dia mba ao izy alo no makamaka kaly afa io alo mila manao analyse tsara ianao e. Sipa anie io e. Fetsy lavitra no isika bandy na iza bandy milaza azy fa tena fetsy, tsy fetsy noho ny sipa e


Raloum2017 Tambatambazo ilay olona nilaza fa mahita azireo hiantso anao raha vao tonga ao ilay cousin, ary ataovy izay ahatongavana aingana any an-trano, tsy maintsy ho hafahafa ny fihetsika hitanao eo raha misy zavatra hafa, na jereo ny fandriana,.... izay mety ahitanao hirika.Na manakarama olona.Manana cousin maro aho fa mbola tsy nisy nitsidika izany mitsy, rehefa misy fivoriam-pianakaviana iany vao mifankahita.