Miarahaba tompoko,Mba mitady conseil su fanazavana avy aminareo izay manana REXTON RX5 o. Ilay izy matanjaka tsara fa rehefa tratry ny demarrage en cote dia sahirakirana, ary somary manetroka maimbo raikina mits, Inona kay no mety mahatonga izany na oe inona no olana eo@ ilay fiara? Misaotra mialoha ho @izay manome torohevitra o,