Hono ho'ah ry zareo, saika mba hanontany hoe aiza amin'iny lŕlana mianatsimo iny no misy garazy ilay manainga fiara (tsy hingaina amin'ny krika) nefa misy soudure électrique? Tsy izany mantsy fa misy tapaka ilay mitazona ny fivoahan'ny rivotra, dia mila hingaina ilay fiara. Dia misy vy tapaka amin'izay, ka mila hatao soudure. Ilay izy koa anefa tiko jerena ihany ry zalahy manao azy sao dia hataotaony ao fotsiny ny soudure, nefa misy toerana tsara mihitsy ilay vy hatao soudure.Misaotra an'izay mamaly.