Mba mila torohevitra keli fa otran sahirana be ihany misafidy, fiara kely entina course eto am ville ihany ary handeha isan andro, madama no hitondra azy ary tsy afaka andeha meca hanamboatra raha tsy indray mandeha isantaona. eropeanina annee 2000-2003 ve no hidirana sa reto koreanina annee 2011 miakatra. ny budget an am 17m AR any. Sady tsy azoko mitsy ko hoe inona no mahalafo an reto bonokany koreanina reo e: tena mora tokoa ve ny pieces sa hoe de tena mitsitsy tokoasa ve hoe hiditra am golf na peugeot na citroen mbola tranainy kokoa fa efa hita ny fiabilité ny de misy ambony hanamboarana azy tsara