image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Brésil 1čre équipe qualifié en Mondiale 2018 aprčs Russie.aprčs une victoire a domicile devant Paraguay de 3 - 0 ( coutinho, neymar , marcelo)Aona n mba faitanaareo anzalah reto miark @ TITE eeee!!!!!ez ra judas sy n mpandinika namana rhtr eeeee!!!!!


Bravo aloha e !Hanjakan'i Brésil ny éliminatoire mondiale 2018 any AmSud.Fanontaniana no mipetraka :- Nahazo calendrier favorable ve i Brésil ?- Niakatra avo be ve ny foot Brésilien ?- Mihareraka ve ny adversaire ?- I Neymar mihitsy ve no mpilalao henjana ?Fa amiko, dia tsotra : Mifoha amin'ny torimasony i Brésil raha any Amérique Latine aloha.Fa ho hita eo ny hafitsony amin'ny Mondial,Fa raha azony io Mondial io, dia mazava ny ahy ny teniko :Neymar entre dans l'histoire.Azoko lazaina mihitsy fa anisan'ny mpilalao 3 voalohany mahay indrindra eran-tany izy hatramin'izay nisian'ny Mondial izay :Mon classement serais :- Pelé- Maradona- NeymarRaha azon'i Brésil io Mondial io.