image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

slt daholo e!Rah vao miaraka mijoro eo i Benzema sy CR7 dia vita i RealScore du demain REAL(1) - PSG(3)ALEFAAAA!


i Benzema tsisy ilavana azy.


iriko mits mba ho complet 100% mits ny real anjoany!!!!


Zao dia heverin'ialahy isany fa moramora ny mahita Real contre psg, ireo ny ekipako!


Na dia nandresy aza i Real hitako maivana ihany omaly a


...aza ampanaovina ihany i Draxler !!! jereo i Kroos ery ankilany raha tsy mitondra tsara mihintsy!...efa ny nanesorana an'i Draxler 60eme minute no nahararaka contre Barcelone 1-6 tamin'ny herintaona dia mbola tsy fay ihany...jereo ilay action farany sy tokana derničre minute centre vers Neymar iny raha tsy avy any aminy (saingy narian'i Neymar moa)...Ny zavatra hisy amin'ny retour : hafaty i Paris ary presque ho qualifié saingy hanondrana amin'ny minitra tsy ampoizina i Aréola Goal (mahay izy saingy hiseho ny inexperience) ary dia cauchemar indray no hiseho... Fehiny : avereno sy homeo lanja kokoa i Draxler sy Trapp dia ampio Di Maria fa tafiakatra io (3-0 na 3-1 dia mamono 4-1 prolongation)


eurreur b an i unai emery ini!!!retour mares i PSG f raraka!!!! mody ani ŕ Premier ligue n LDC amty!!! MAN CITY MAN UNITED LIVERPOOL et pourquoi pas TOTTENHAM????


Tsy manana identité de jeu ny ekipa raha vao mercenaire ny mpilalao sy ny mpanazatra.Afaka atao ihany ny manana plan de jeu na tactique, saingy rehefa tsy mis passe ny consignes dia lasa manao izay saim-pantany ny mpilalao.Tsy resaka mpilalao no olanaFa i Emery dia tsy mahay mi gérer fin de match : Sur le plan :- Tactique ou option- Moral ou psychologique- Gestion de Temps- Coaching : remplacement


TA. >> reveko le miondana germany e!!marin'zany eeee<ok