image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Aza mbola dedadeka klo ry Parisien isany a <cowboy mbola lavitra ny lalanŕ ry zandry kely <graduation ka aza dia mbola mitsinjaka klo <grr


Ny mandresy aloha ekeko , fa ny hoe qualifié @ 1/4 dia eee :-no ,aza manao resaky ny mpanamôly na vavan' ny ho faty an-drano.Dia efa aoka samy hihomana daholo @ fandevena <hum


Toy izay ihany ny vavan'ny catalan (vahoaka avy any katal) tamin'ilay resin'ny Bayern 4-0 match aller.


atôvy minannemaniko Za ra maazo coup reo Barça anlisan reo e!


  • allo ,allo , Gerda ? - Ici Gerda , c'est qui au bout du fil ? - C'est Elie !!! - Elie qui ??? - Minet Paris !!! Elie Minet Paris ( Eliminé Paris ) <guitare

Aza mbola misioka lesy baina raha mbola misy zany oe Real de Madrid zany, sao dia hasiana paris otran'ny t@ taona lasa indray ve ?


Songomby,I PSG aloha tena tsy au niveuau e !Faillite dans tous les domaines,Raha izaho aza no teo amin'ny toeran'ny Filohan'ny PSG, norihaiko tao daholo ireo mpilalao ireo : Thiago Silva, Trapp, Aurier,Matduidi, Di Maria.Faute professionnelle ireny amiko.


Quarts de finale aller: mardi 11 et mercredi 12 avrilAtletico Madrid - LeicesterDortmund - MonacoBayern Munich - Real MadridJuventus - Barcelone