image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

KoloMg,Tu confonds tout.La différence, c'est que les joueurs européens, ŕ l'instar des Allemands, qui sont des travailleurs, ou bien qui sont formés dans les écoles, ils font des gestes techniques avec beaucoup de concentration et d'application.Tandis que les joueurs techniciens (Brésiliens, Argentins, ou Arabes, etc...), ils effectuent des gestes techniques, par nature, car ils sont doués.Voilŕ, ce que c'est que des vrais Techniciens.


Raha misy mpilalao feno ara teknika sady voalohany @ tsy fahamatorana de ingahy Jay-Jay Okocha no mitŕna ny laharana voalohany.ht tps://www.youtube.com/watch?v=VBaH_9vJETgLeiry ty mitsy no tompon'andraikitra t@ nampihintsana an'i Nigeria raha nihaona t@ Italie ndry Roberto Baggio zay finaliste nefa efa ni mčne 1-0 t@ 1994.Fa leiry alou raha resaka dribble de tena chapeau l'artiste !


, tsy misy otrany oe strategie mipetraka tsara, tsy mila oe mpialalao tena mahay be ara technique (ex bresil, Espagne resy lava) na oue tena physique be zany , fa refa mipetrapetraka ny strategie itondranao ny lalao de milay be io.fa RA ZA MANOKANA DE ALEKO PHYSIQUE FOTSINY OTRAN AFRIKANINA sy NY aNGLISY, tsy voatery handresy( tsy izay ny tanjona amiko ) .De mifanao totndry ny mpijery rfa mirava ny bolina iny tena mahafinaritra


ericcc ,Espagne resy lava ?Aiza ary ianao izany ?Sao dia ny Anglisy aza izany lazainao fa resy lava izany ?Fehiny :Amin'ny foot moderne dia tsy misy azo négliger-na :na Talenta, na teknika, na herim-batana (puissance + résistance), na intelligence, na stratégie, na mpanazatra, na staff technique, na mpilalao, na vola, na spekta, na arbitre, na chance,...Miara miasa daholo ireo rehetra ireo.