image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

miarahaba , za mahita hoe vary masaka be le fisokafan ny lalao an, mpampiantrano sy arabie saoudite groupe A: Russie, Arabie saoudite,Egypte , Uruguay groupe D:Argentine , Islande, Nigeria, Croatie groupe B: Portugal, Espagne , Maroc , Iran F: Allemagne, Mexique, Corree du sud , Suede E: Bresil, Suisse, Serbie,Costa rica C: France Australie, Perou, Daanemak H: Pologne ,Senegal,Colombie Japon G: Belgique , Panama, Tunisie , Angleterrealefaso ny vinavina ry zalah anareo ary ny sehatra o


Fanokafam-bavony aha jerena amin'ny ankapobeny hoan'ireo Ekipa Ngezasaingy tomba-maso fotsiny ihany izany.Fa eo ampandrasŕna vao mahita ny atinyMety hisy surprise io match de groupe io :Ireto no hatahorako : Hanao surprie ! Nigeria, Sénégalgroupe A: Qualifiés : 1er Uruguay, 2čme Égyptegroupe B: Qualifiés : 1er Espagne 2čme Portugalgroupe C: Qualifiés : 1er France 2čme Danemarkgroupe D: Qualifiés : 1er Argentine 2čme Nigeria groupe E : Qualifiés : 1er Brésil, 2čme : Suissegroupe F: Qualifiés : 1er Allemagne, 2čme : Mexiquegroupe G: Qualifiés : 1er Angleterre 2čme Belgiquegroupe H: Qualifiés : 1er Colombie 2čme SénégalFa mety hihaona 1/8čme de Finale i France sy Argentine.


za koa d efa nieritreritra an izay hoe , ny grang reo ho lohany fa eo aminy 8č no ahitana no tena patsany ary za mieritreritra hotrany mbola hifanehatra zany i allemagne sy argentina na allemagne bresilmety ho hisy ve ny valin ilay 7 sy 1 tany bresil???? eo ampandrasana tokoa mahita ny atiny na france sy argentine lazainao io


Za indray mahita fa ho raraka 1e tour ny iray @ Espagne sy Portugali Maroc no lasa 8e, jereo anie e


i portugal matetika tratran io toe javatra io ( le mody aloha ) 1ér tour ry zalah de vita


Gp A : Uruguay - Russie Gp B : Espagne - MarocGp C : France - PerouGp D : Argentine - Croitie Gp E : Bresil - CostaricaGp F : Allemagne - mexique Gp G : Anletterre - Belgique Gp H : Colombie - Senegal 8čme Uru-Mar 2-1Esp - Russ 0-1Fra - Cro 2-0bra - mex 3-1All - Cost 2-0ang - Sen 2-1Col - bel 3-1


Mitovy hevitra amin'i RafransisyPortugal no mety ho latsaka voalohany.Fa i Espagne mety hanao 1/2 Finale,Miaraka amin' Brésil - France (ou Angleterre ou Belgique) - Espagne - Allemagne.Tsy ankijery parcours io fa tsatotsatoka fotsiny.Ny zavatra sűr dia mety hisy ekipa tsy ampoizina 1 hanao 1/2 finaledia ekipa 3 tsy ampoizina hanao 1/4 de finales : Belgique , Angleterre,