miarahaba.mikasa hividy moto misy vitesse (citadine) fa saingy mbola tsy dia maharaka ka mitady torohevitra. ireto zao no modely mahaliana ahy : -bajaj pulsar 150-zontes panther 125-sym blaze 125-honda ace cb 125 .raha afaka misy mizara ny heviny sy traikefa momba ireo na modely sahala dia isaorana mialoha.