image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

...tsy équipe type no mijoro (sa tsy manana ?) ; joueur classe mondiale ataonao remplaçant ...


Saika tsy hanao comment aho, satri mbola haveriko fa Samy ekipako ireo.Marin'zany fa tsy mamely miitsy ny coaching Ty Unai Emery Ty.Lay Lo Celso klou dia mamorika, tokony vao manomboka n'y 2e mi-temps dia tokony efa nosoloina an'i Pastore.i Mbape koa tokony efa tant @ 65emin tant ho any d efa nosoloina an'i Di Maria,D gaga ŕ, fa nesorina Cavani, d nampidirina Draxler sy Meunier, d tazonina i Dani Alves ??? Tsy azoko ny feeling lay Unai Emery.I Neymar indray mitady anao raid solitaire zany, nefa tsy mahalavaka


Arahabaina aloha Ra-TA tratry ny taona 2017 sy 2018