image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 28

Tsy miafina intsony ilay izy fa hita be tamin'ilay match PSG(2) - Lyon(0) omalyMiady izy mitsamy ny handaka coup franc, i Dani Alves mihintsy no naka ilay baolina dia natolony an'i Neymar Miady koa izy mitsamy handaka ilay penalty. Tonga dia nalain'i Cavani moa ilay dia nodakany fa tsy maty.But contre son camp avokoa ilay baolina maty omaly fa action Canavi ny iray, ary Mbape ny irayHita mihintsy fa tsy ŕ 'l'aise i Neymar.Raha tsy voa geré n'i Unai Emery mpanazatra PSG io situation dia mety ho ratsy ihany ny hiafarany


Cavani mintsy manao tsy mety ,za tsy dia tia PSG zany,firy taona izy tao psG tsy nahazo na champions s leagu ray aza 1/4 de final ra lasa lavitra ,zao mba omena favoris be dia be dia te ho deraina te hisongandina be amizay,manina hatramizay ra nisongadina foana fa tsy refa tonga daolo ny olona anampy anao dia ianao indray no miseo milay.adalana mpitantana PSG ra anome rarina CAVANI ry zareo,animba zavatra be io satry ra ireto fotsiny igafy eo ambony terrain dia tsisy ho an'ny CAVANI sy ny PSG Tsony (Neymar,Thiago silva, Dani alves, Marquinhos, Moura)ankoatra zay volabe natoratoraka be fotsiny.


Tena "Jean Neymar" amin'ity resaka PSG ity. Noho ilay vola 200M EUR ihany izao no nahatonga izany.


Matoa mitranga ireny dia satria samy super grands joueurs no miara-milalao,Tsy maintsy misy ny guerre d'égocentrisme.Tsy maintsy misy ireny ary mbola tsy maintsy hisy,Fa mety tsy hisy intsony kosa dia fitrangany ka ho hitan'izao tontolo izao.Fa any amin'ny vestiaire dia tsy maintsy mbola hitranga ny toy ireny.Amiko dia tsy asiako antony be loatra izy ireny satria zavatra efa iainana ao anaty club, surtout raha samy grand joueur no miaraka ao anaty Ekipa iray.Fa ny tena antsoina hoe grand joueur, na tena professionnel, fa tsy poule mouillé, be koretaka, dia izay mahatanty.Izay mahalala fa raha iray objectif, iray projet, dia tsy maintsy manome 100% rehefa samy eo ambony kianja eo, satria mila hajaina ny contrat maha professionnel.


Cavani ihany no ho grand perdant eo raha tsy misaina, daka penalty iray ve hahasolo ny passe désicive marobe avy any @ Neymar mbola ho avy.


le remontada lo in -1 isakiny 20 taona ra hisy eee!!!!!afka manonofy ftsn se


$ongomby,Zah ndray mahita hoe, tena nanova zavatra betsaka be ny fahatongavan'i Neymar tao PSG.Lasa nampiakatra ny lentan'ny mpilalao manodidina azy izy.Na ilay rage de vaincre aza lasa misy ao PSG : Tsy ho hisy intsony ilay remontada raha ny fahitako andry zalahay ireo.


ny homme de matche t@ iny remontada iny aza nalainy ambongadiny ko,inon tsony remontada ra izany.


$ongomby Tsy miandry 2030 izany intsony.Efa lokalokan'ny Mpitondran'i PSG ny hoe :Tsy mahay mahazo Ligue des championsNa hiaraka hilalao ao PSg aza Ronaldo, Messi ary i Neymar, raha izay no hahazoany azy dia ataony izany.


$ongomby Tsy efa mba misy antony ihany ve ny nandresen'i PSg an'i Bayern iny e !