image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 28

Omaly aho vao nahita azy nilalao tao amin'ny BarcaDribbleur sy meneur de jeu mantsy no fahalalako azyFa raha ny lazany sy zavabitany tany Dortumund sy ny ekipa de France dia ohatry ny tsy maharesy lahatra ahy loatra izy.Asa mbola tsy ao ve physiquement taorin'ny ilay blessure nahazo azy.Napetraka any amin'ny sisiny havanana izy izany hoe misy espace tsara ahafahany maneho tsara ny talentany fa tsy sahy mitazombaolina mihitsy fa otrany manao remise fotsiny no ataonyNiditra teo amin'ny minutra faha 60 izy fa tena tsy nisy apport -ny mihintsy mandrapîrava


Raha izao etat ny izao Tena verezin'i Mbapé lavitra izy raha heverina fa izy roalahy no espoir EDF amin'io Mondial io