image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Lava , izahay tsy namaky. Fa efa mba nanokatra.Tsy mampi-te hamaky izay izy tsinona koa !


Ka tsis calendrier iraisana anie ny malagasy satria samy manana ny azy dia nahoana no tapahina hoe volana septembre ??Maninona raha tsy asiana fotsiny de samy manao ny azy.


Tsy ampy ny fahalalako hilazana na mety na tsy mety io vanin'andro voalaza io. Fa heveriko fa olona ampy fahalalana ianareo nanapaka teo, ary efa nisy fifampierana.Ankasitrahako kosa ny fisian'ny vanin'andro tokana hankalazana ny Taom-baovao Malagasy ary atao andro tsy fiasana ary hiravoravona!