image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 289

Iza aminareo ato no mino ny fisian'ny paradisa sy ny afobe? Tantarao izay efa niainanareo momba izany ary omeo ny antony


Le paradis existe à travers Jésus notre Roi


Manoro anao aho hiditra ampiangonana, ary hiditra anatin'ny groupe na sampana na fapianarana soratra masina, anampy anao am fianarana ny tenin'ny soratra masina fa misy soratra ao anaty baiboly oe mahadiso antsika ny tsy falalana ny soratra masina ary ringana ny oloko hoy ny Tompo nohon'ny tsy fahalalana, dia aza tara fa tsara ny mahalala soratra masina bdb mba tsy anonovana foana, misy ny paradisa, misy ko ny helo,
ny baiboly dia mapafantatra an reo avokoa, ka mila fahazotona sy finiavana ary fitiavana ny mamaky ny baiboly fa teny sy fiainana ny baiboly satria io no manoro anao anao ny tsara andovanao ny paradisa
raha ts mahalala ny principe sy régle ao kosa enao fa manoy ny fiainan'zao tontolo zao dia mety ahavoa ny olona iray zany ka tsy halalany ny sitrapon'Andriamanitra dia mety sanatria holasa any am afobe


1- Matoa misy ny ratsy dia misy ny tsara : izay aloha no itondrako azy voalahany izany hoe : misy ny afo be ary misy ny paradisa
2- Rehefa izany dia mila mandalina : anisan'izany ny fianarana ny teny soratra masina, ny fikarohana ny maizina sy ny tontolony demôniaka
3- Aza miandry porofo sy tantara fa betsaka ny mpaminany sandoka sy mpandainga. Mandraisa fotsiny fanapahank'hevitra hoe aiza no tianao aleha dia inona avy ny tokony atao handehananao any.