image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Fantasme tsy itovizako amin'ny maro angamba ilay te hangala-pinana ato ampiasana. Misy madama mpiasa vaovao rahateo ato, efa roa volana izy no niaraniasa tato sady mba amlay itiavako azy tsara.Hatreto aloha dia mbola mandinika ny fomba hahazoako azy aho saingy mila mitandrina sao mikoty dia tsy mahazo ka hampisy malaise ato ampiasana. Sao miraikitra be loatra koa izy ka ho tratra niafarany na ho hitan'ny vadinay avy.Mba zarao experience ho an'izay efa nangalapinana tany ampiasana.Efa azoko sary antsaina ery ny hanaovako azy eo ambonin'ilay birao, ataotaoko tsara raha azoko e


Tsy voatery hanimba ny asan'toi izany. Aleo fotsiny any ivelany izy no atao rehefa sahy (milamina kokoa ny saina @ maha mpiara miasa, satria ny olana eo @ asa tsy maintsy hisy na ho ela na ho haingana, ary mety hisy fiantraikany @ ilay fiarahana mihitsy aza raha taritina ela² ilay izy), d sady jerijereo ihany ny hafa ao am-piasàna mba tsy hifantohan'saina b loatr @ ilay madame, @ izay mety izy moa d raikitra tsy mety izy d ny hafa efa eo. Mazotoa mihaza e