image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

namaky ela mihitsy aho vao tonga saina hoe ay ve mety ho olana be izany e? ny reniko "neny" no fiantsoko azy ,naheno izany ny zanako dia neny ihany ko no iantsony azy . tena tsy nandalo iray minitra tato an tsaiko mmihitsy hoe hifangalatra fitia . fa "maman" no ataoko iantson janako ahy .tsy aleonao ve izay toy izay hoe ts rarahin mihitsny ny zanakao .Hitako hoe fitiavana ilay izy ,ka izy ihany koa aza no mitaiza azy ko ...


Anenenanao io mitady ady amin NY rafozana io aorina ao.


Ny anay ny nahazatra anay dia maman'ny mamanay antsoinay oe neny dia dada ny dadabe fa ny RAD papa s maman. Mety tsy naninona an'i mamanay nga le izy satria reniny ihany no natsoinay ohatra an'io.Taty aoriana efa nisy zafiafy ny bebeanay fa mbola neny sy dada iany no fiantsona azy ireo.Ny hevitro raha tena tiany ilay oe neny dia ataovy oe nenibe izy e! Neny iray iany dia izay niteraka ny zanaka refa manakrary fo aleo teneniny sy tsorina e .


Tsy maintsy sarotiny retsy ah, teneno fa aza avela fotsiny amin'izao


Aza avela hanao izay tiany izy fa zanakao ne io e!