image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

namaky ela mihitsy aho vao tonga saina hoe ay ve mety ho olana be izany e? ny reniko "neny" no fiantsoko azy ,naheno izany ny zanako dia neny ihany ko no iantsony azy . tena tsy nandalo iray minitra tato an tsaiko mmihitsy hoe hifangalatra fitia . fa "maman" no ataoko iantson janako ahy .tsy aleonao ve izay toy izay hoe ts rarahin mihitsny ny zanakao .Hitako hoe fitiavana ilay izy ,ka izy ihany koa aza no mitaiza azy ko ...


teneno izy Tonga d ataovy mazava Ary aminizy miteny iny mintsy tonga d lazao rhf makamo na makarary fo sns Aza misalasala zany fa vo maika ireo manararaotra otrany inn


Ataovy @ fomba mihaja sy direct ary tsotra sy tsy miholankolana fotsiny fa izany koa ve no atao hamparary fo! Izaho no neniny fa ianao nenibe any hoe


dia ahoana raha mbola manao izy.eo imasony havany izy tena manao sady miteny comme si oe izy no tena reniny.nefa rehefa zafi kwliny rahavaviny dia ataony mamie rehefa miresaka am ilay zaza izy.mataotra aho sao entim-po ka hiady aminy momba izany kanefa tsy tiako mihintsy ilay ataony.ny vadiko milaza hiteny azy.ny zanakay manko izu no mitaiza azy


Fa ianao iza no hiantsoan'ny zanakao anao any aoriana? Neny? Raha izay dia lazao izy oe zŕ oe no neny.Raha maman na mama ny hiantsoan'ny zanakao anao any aoriana dia tsy hitako izay olana raha neny no hiantsoana azy.


Ny reniko nireaka ahy taminy kely zanako dia nanao ohatran'io.Asainy antsoin'ilay zanako hoe neny izy fa izaho neni... misy anarako ao aoriana.Teo ihany dia natao nazava ny niresaka , am-panajana ezaho foana fa mila mazava e hoe izaho ihany no antsoina hoe neny.Indraindray tsy faharatsiana toetra ny rafozana fa fitiavana fa mila ahitsy fotsiny tsy hireka disadisa any aoriana


otran'hoe enao miteny ny zanakao boykely hoe avia dada aty.aza asina blem be zany, zvt mafatifaty fotsin zany, tsy tokony ankarary fo anao mihitsy zany na kely aza, ra mba fantatrao fa tokony antsoin'io zaza io neny daholo ny vehivavy razambeny rehetra tany aloha rehetra tany.Raha vao miziriziry @io ianao dia jereo tsara rehefa afaka io dia hoavy @nao tokoa ny sedra hatsapanao tsara ny atao hoe neny mihoatra noho izay taloha tokoa ve ianao io. Sady io tsisy ampatsiahy anao hoe iny hambo iny ange no mahatonganao tratran'zao sy zao, fa Atra ange mijery e, sady mahita.


teneno mivantana ampanajana izy hoe, tsy mety izany "neny" izany satria tsy izy no renin'ilay zanakao fa bebe na mamie io ihany no metyteneno izy fa lasa ohatran'ny maka ny toeran'ilay reny izy ka tena tsy mety fa mamoafady, ataovy resaka mazava ampanajana sady mivantana fa aza asiana pitsopitsony rehefa miresaka aminy


Shii rasobakobako > zany ahay mba mlay (y)


Misaotra anareo tam valin teny...mataotra aho sao dia misy ambadika no antony anaovany neny rehefa miresaka am ilay zanako.inona nefa n olana raha atao bebe izy.nefa rf zafikel ravaviny dia hainy manao mamie.any anie ilay olana.raha mbola eo a tokony ts hanao anzan izy.eny na ts eo ary aho...y.ny teny mankarary amiko ka tena hafa2 maheno azy miresaka hoe neny am zanako.