image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Lehilahy no miresaka!Mety misy zavatra mandringa @ fitantananareo ny tokantrano matoa tonga @ hoe : tsy manana tahiry, mivoaka moins (perte) foana.Tsy haiko fa ny nampianarina ahy t@ mbola célibat sy nony efa nanambady dia ny hoe : Ny lehilahy no (tena tsy maintsy) mampiditra vola, fa ny vehivavy no mitantana izany.Izany hoe : ny lehilahy no tompon'andraikitra voalohany @ fampisakafoanana, fampitafiana, sns... ny ao antokantranony, fa ny vehivavy kosa dia ny mitantana izany, mitsinjara araka ny priorité.Ny anay aloha dia izay! izaho rehefa mahazo vola (miasa tena manko), dia omeko ny vadiko manontolo (raha espece), raha chčque d omeko azy arotsany (raha afaka izy), raha virement dia lazaiko azy. Izany hoe tsy maintsy fantany ary tokony atao fantany ny vola miditra @ tokantrano.Sinon, fantany daolo koa ny ataoko rehetra : mandeha client, mivory, déjeuner client etc... tsy misy miafina é!Raha mahavita an'io ny ramosé anao, jereo fa hiadana nareo.


Ka tsy ampy ilay fanazavanao tsinona koa


Njoun>Inona moa ny insistenao amiko e?tsy izaho irery anie no mamaly ao e!tsy azoko mihitsy.


Ka ianao mpamaha olana favori tsinona koa


Porofom-pitiavana ve!, sahady? <gratte


Njoun>mba matotra hoa fa aza mahabe message ny sujet an'olona eto!mamorona sujet anao manokana dia any mananiany fa manjary mitatra be ilay sujet an'olona anefa zavatra tsy misy hidirany no betsaka eto!


Eny aza eh!, andao fa vahantsika matotra be aza ito olana ito <gratte taiza mu tsiko ny farany teo ry inona namako??? <gratte


Aona mo no everinao tsy o velonao ny zanakao Ra misaraka ko ane ianareo d tsy maintsy mando pension aminireo zaza izy e Ary mety possible oe ahita asa tsra koko enao ra misaraka satria tereny fiainana oe tsy vita ny zaza ra tsy zay Courage enao de ialaho any zany Enao ary efa vady faha2 Normal zan ra niala le volou Tsy vo ianao akory no niditra tamzan resaka divorce zany Ndana maka info de atomboy fa mijaly eo enao Ny nenina tsy eo aloha fa ao arina a


Miarahaba antsika,Tena misaotra betsaka anareo nanome vahaolana;isaorana koa ireo manakiana .Ny tena mampanontany tena mitsy indrai2 dia za sady vevavy ts we ratsy tarehy be,mba miasa ihany amelomanana ny ao antrano,mahakarakara vady amanjanaka tsara,olona azoko atao we mba tsara toetra ihany sy matahotra an'Andriamanitra nefa dia zao no valiny azoko.Zay tokoa ngamba ny an olombelona we ze tsita iany no tadiavina.Manana ny vady maditra ny lelah mimenomenona ,manana ny hendry ampijalina.Za matoky fa misy lalana omen'Andriamanitra ivoahako amzao olana be zao.De misaotra betsaka antsika nanoro hevitra fa misy hotsakotsakoina zay.