image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Lehilahy no miresaka!Mety misy zavatra mandringa @ fitantananareo ny tokantrano matoa tonga @ hoe : tsy manana tahiry, mivoaka moins (perte) foana.Tsy haiko fa ny nampianarina ahy t@ mbola célibat sy nony efa nanambady dia ny hoe : Ny lehilahy no (tena tsy maintsy) mampiditra vola, fa ny vehivavy no mitantana izany.Izany hoe : ny lehilahy no tompon'andraikitra voalohany @ fampisakafoanana, fampitafiana, sns... ny ao antokantranony, fa ny vehivavy kosa dia ny mitantana izany, mitsinjara araka ny priorité.Ny anay aloha dia izay! izaho rehefa mahazo vola (miasa tena manko), dia omeko ny vadiko manontolo (raha espece), raha chčque d omeko azy arotsany (raha afaka izy), raha virement dia lazaiko azy. Izany hoe tsy maintsy fantany ary tokony atao fantany ny vola miditra @ tokantrano.Sinon, fantany daolo koa ny ataoko rehetra : mandeha client, mivory, déjeuner client etc... tsy misy miafina é!Raha mahavita an'io ny ramosé anao, jereo fa hiadana nareo.


miss leo> oatran ts d inoako loatra le oe sportif d ts mety manao mits, fa au contraire lo amiko e, satri za ko mb sportif f io ary vo maika oatran mapiakatra b filako. tsaik samy manana vatany ngamb f 1 mois kosa mety miodina lery a! ankoatr zei fiainatokantranonareo: j c pas koi dire f nao zny ts miasa sa d iz daolo mitantana sns?jereo ne zao f bdb iteny eto oe rhf ts mavita lery omeo mail njy fza mavita b sns


miss leo : Raha tena sportif manao competition tokoa ilay vadinao, dia mitady performance izy no anton'io, mahaiza manohana azy amin'izany fa tsy dia hoe "fin du monde " akory ilay iray volana é! ( ŕ moins que hoe nisy disadisa taminareo, resaka hafa indray 'zay).Ny resaka fandaniana ao an-trano dia azonao hatao tsara ny mifampiresaka izay hevitrao aminy fa ataoko fa olona manana tanjona koa izy matoa manao sport.


Mandiniha :justement non, tsy manao compétition zani izy ka tournoi ftsnTena fin du monde mints no fandraisako zani 1mois zany satria za ko mba manana besoins, leizy tsy fantatra intsony ny tena antony (mampirafy ve?tena le sport ve?aty amiko ve ny olana?...)Na ny miara-matory aminy ary lasa manorisory beD'accord za amle fandaniana sy efa mieritreritra solution.


miss leo> te anampy b anao za f tsitako oe inn azoko anampiana anao. Ny hany azoko atao d manome hevitra eto ra mety aloha: enao manao premier pas aminy v manao akanjo manitaitra, tsaik robe kely string sns, manao akanjo excitant fa iz mits no ts miraika v? si oui manko d antanio iz oe na teneno iz oe te hanao enao d ita eo ze teneninn sinon itatsik eo tohinyMampalaelo ahy situation nao miasa mafy sns lery zny juste mitantana nefa mbola ts mafeno besoin ilainao surtout kest sexe, ms bn mapte itady mits ra oatra zn


ho andramana indray aloha ny torohevitrao fa ny tena marina koa anie za tsy te hanao premier pas intsony e, te hijery be za hoe hatraiza no avitani anzao sy hoe conscient amle situation ve izy?Fa bon, raha mbola te hanohy iaraka de aleo aloha miala nenina fa rah aprčs anzay kosa aloh mbol non ihany de ho avy ny lozany.Teneniko eto ihany ny tohiny.


Ary maninona raha mba manao sortie en amoureux kely nareo e. Mandeha resto ,mijery spectacle avy eo ..... be ny azo atao e!!


ok e, aleo ary iz conscient voloany d hita eo, sinon, eto iany colosse77


miss leo >>> raha azoko tsara zany dia velom-potsiny ao an-trano ny vadinao? raha izany no izy dia io no olana tsy maintsy vahanareo voalohany indrindra aloha!


Miasa izy ka fa zany oe tsy journée continue be de malalaka be ni fotoanany.Fa rah ny karama aloh de 5 fois nenazy nena de oe izy ono fiere fa tsy menatra amzany lol