image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Manao ahoana daholo,Hono hoaho ry vhv, hafiriana no hahazakanareo ny vadinareo ho tsy miasa? volana sa taona?Vehivavy aho ary 2 volana zao ny vadiko no tsy miasa, niasa iany izy teo aloha nandritra ny 8 volana fa tsy mahaloa karama ilay toeram piasana dia nanao compression du personnel mintsy ny farany.Teo alohan io izy efa tsy niasa 5 volana koa satria niasa taminŕ toeram piasana iray izy efa ho 10 taona fa naleo niala fa niaratsy na ny ara bola na ny arak asa ka lasa miasa tsy mandray karama mandritran ny volana maro mintsy aza.Ankehitriny dia izaho irery no miasa, ny ankizy 2.Voatery izahay miafy be mintsy, mba manana asa tsara iany aho ary anisan'ny be karama amn io karazana asa ataoko io...fa tsy tonga akory ny karamako dia efa fantatra fa tsy ny antsasaky ny charges nay akory no vitany.Ilay vadiko tsy nahavita fianarana, bac fotsiny.Nanao asa tamnŕ call center ireny izy nandritra ny 10 taona ( ankoatry ilay 1 voalaza eo ambony ) fa niala satria efa lasa fanandevozana be ilay izy sady nankarary azy ny farany.Efa nanana toerana lehibe mintsy izy tao amn toeram - piasany fa noho ilay resaka eo ambony io dia nijanona izy.Izao anefa dia toa maneso anay ny tsy fahaizany satria tsita izay tena atouts - ny, tsy mahay informatique, tsy mahay francais, tsy mahay anglais...mozika iany no tena hainy. Tsy mahavelona nefa izany.Za zany no voatery tena mifofotra mafy amn asako...ndraindray ary aho asainy manao kolikoly any ampiasana sitrany aihay hono vola sao mba ahafahany manangana orinasa ho anazy.Nefa na anangana orinasa koa aza izy, dia atahorako tsy hahavita zvt akory.Zao aho asainy mitady asa be karama kokoa indray fa toa tsy mifanaraka amn zay noeritreretina hono ity asako ity.Miezaka aho ny tsy hanome tsiny azy, fa tena tsy hitako mints zay mba issue n ity resaka ity...Milaza fa mahafantatra olona izy, nefa ny olona rehetra toa tsisy manampy azy akory.Zao izahay tototry ny trosa.Ampianaro ny ankizy ry reto fa ny fiainana tsy vitan'ny fitiavana fotsiny am zao a.Misaotra namaky dia miala tsiny fa lava loatra.


rerakabe > andraso aloha fa tena farak'izay hasiaka be aho. Lehilahy sady efa tsy miasa no mbola manery anao hanao kolikoly, mbola manery anao hitady asa be karama kokoa, milaza aminao fa ny vhv tsy mila mitaraina dia mbola hiafiana ao ihany ?si j'étais ŕ ta place, je l'ai déjŕ expédié ŕ 1000 kilomčtres de chez moi avec un grand et douloureux coup de pied dans le *******. bon sang, fa nga io tokantrano io dia tena fiafiana be otran'izany mintsy ? marina hoe nanonona voady teny amin'ny mairie sy ny alitara fa non kosa a, je ne laisserai jamais aucun homme me traiter de cette façon, surtout un bon ŕ rien !!!tsy manana toro-hevitra ho anao aho ankoatran'ny tire-toi, barre-toi loin de lui !!! mbola ho potika lavitra noho io ianao raha mbola mijanona ao


Tsy voatery manana fiara, tsy voatery mifampitansisa faripahaizana sy fahalalana, tsy voatery mitaraina vao hisy vaha olana, ao anatinao ny vaha olana, ao aminareo ny vahaolana, 3000 ar dia mahazo voanjo am kapoaka , ataovy mivarotra voanjo am sahafa ao ampiasana izy fa sur aho fa ao dia lany ny entany ary hiampy kola indray ny ampitso, hatrany hatrany, pas a pas ny fiainana fa tsy hoe efa tsy ampy ny eo ampelatanana dia mbola mandeha fiara ihany


za koa mba hiteny kely amin'lay fiara, fahavoazan'ny malagasy maro an'isa mintsy io hoe image manana fiara io anefa ny eo ampelatanana tsy ampy sady tena bokan'ny trosa mintsy, ô ry zareo a, tsy hoe tsy olona anie raha tsy misy fiara e ! Ny filaminan-tsaina sy filaminan'ny fiainana no tena atao hoe fiainana fa tsy ny fisehoana ivelany mintsy. Avadio vola handaminana fiainana mintsy zao fiara ao izao. Dia tandremo ny lehilahy tsy miasa manana tendance ho be caprice, aza mi-céder amin'izay caprices zay mintsy enao na tinao tahaka ny inona ary izy, sao hoe lafo lay fiara dia andao aloha mba hanao fiainana kely fa efa ela ela tsy niadakadana.


Ny tena fototra dia ianareo mivady mihitsy no toa tsy manaiky hoe tsy eo amin'io hiainanareo io no standing an'ny tokatranonareo amin'izao. Raha mahay manaiky nefa ianareo mivady hoe tokony ampidinina kely aloha, dia mora ny mampihena ny depenses ary mora ny manaiky izay asa hita eo. Rehefa tsy manaiky izay ianareo, na izy na IANAO, dia tsy hisy solution ho hita fa dia ho bokan-trosa lava eo foana. Maro no azo eritreretina, ny fiara, ny trano raha manofa dia afaka mifindra @ trano mora kokoa, ny fianaran'ny ankizy tsy voatery mandeha any amin'ny mandoha sarany lafo be (Maro ny olona sekolim-panjakana foana fa tafita tsara mihitsy) etc.Tsy hoe manao tsinontsinona ny ezaka ataonao, tena mandefitra sy miasa be ianao, fa mila mieritreritra hoe sao amin'ny zavatra diso tsy hampivoatra anareo no handeferanao ?


aza mihiditra am zany resaka kolikoli sy zavatra tsy mahitsy zany madama fa hajao tsara ny asanao,am madio fona ihany,io sisa no hany securité ho an fiainanareo sy ny zanakao indrindra indrindra,na hi harceler anao andeha aza izy raha oe tsy hanaiky anaoilay izy dia avelao izy andeha,fa jery lavitra ihany no himasoay zany oe ny avenir nareo sy ny zanakao indrindra indrindra,ny manao ratsy zany misy farany foana ka aza maka risque miiditra amzany mintsy re...iainako koa ilay izy,izy indray mody manao semblant oe mitady asa hono efa ho 2 taona zao tsy niasa,fa bizna,mbetika misy vola eny ihany ary manao la belle vie ref mis ref tsy misy dia mody mamitsaka eo apandriana!sady tsy miezaka mitad y no hitako oe tsy te higadra anaty Birao zany koa angamba fefa zatra n ilay fiainana mi "fril vol" eny,bita nyjournee misy sakafo masakasy tsara sy mafana sy trano milamina sns fona eo...za moa efa tofoka ny fifimaliana ka dia entiko ny baolina zany,decision tonga de tapahiko eny,ary tena tsy manankina zavatra aminy intsony aho surtout important be satria tsy ataony akory dia miteraka olana indray iny aveo...avelako izy eo am nuage ny eo fa ref mia ritra ve iny tsy itsingidina ihany aveo izy dia ikorapaka..le cas contraire moa dia ze fidonany any zany,fa ny ahy ny hoaviko am asako sy ny hoavin zanako no lohandaharana fona ny ah,tsy hiandry ny tsy hanao aho,miara very aminy eo.aiza ve koa na irahina mividy matériaux hanaovana fanamboarana tranonay tsotsotra dia hita angalany tombony hanatombona ny facture nefa akepony,fantatro ne...bref...fa ny asa afaka proposer naaminy zao,izay efa aoantsaiko ho an vadiko io :manao taxi