image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
default profile picture

vlp-rln

Member
Last seen il y a 2 ans
Joined:
Posts:
16
Topics:
0

za aloha tena hoe aleo mifampitso-drano fa grave be zany oe hatramin'ny havambady zany efa manilika, raha hoe miaro anao ry zareo mba azo leferina iany fa miara manosika sy mampijaly anao izy rehetra efa zavatrafa kosa izany. Zaho mety hoe mifamaly kely tsindraindray, tsy mifankahazo possible fa sady mandany vola no tsy manome vola no ampiadiana amny fiarahamonina kosa , trop lotra izany, zaho alo tsy mahavita anzany sady tsy hanao anzany

Salama, lehilahy no mitantara, Depuis 1 taona no nanaovanay RS complet vagi nal sy an al. Ny fomba nanekeny dia fampidirana resaka nataoko, aloha isaky ny miaraka manao RS vagi nal zahay talohaloha, Ohatra, nanontaniako izy hoe inona ny zavtra tsy tianao ataoko aminao na tsy tianao atao rehefa hanao RS tsika, fa ny valiny t@ zay dia hoe tsy dia misy; inona ny fiteny na fihetsika tsy tianao ataoko @nao? misy fadifady ve tsy tianao atao, sns ... fa ny valiteniny dia tsy misy, De teo za no nanomboka nanoroka tsikelikely ny manodidina ny divony rehefa manoroka sy milelaka ny fo ri ny, Hatramin'ny anaran'ny taovampananahana nanontaniako azy ny fomba tiany hiantsoako azy surtout izay hahatonga azy exité. Izy no n'invité hanao RS an al t@zay de @ zao rehefa hanao an'io zahay de hoy izy hoe habao anle spécial ndray an! Rora no fampiasanay foana @ io fa miankina @ilay vehivavy na mety fotsqiny ny rora na mila mampiasa gel tsika, Fantaro lay taova de ankafizo raha mety amintsika. Nenay surtout rehefa eo ambony izy de tonga fona koa ny azy, Ny tena tsara dia minimum demi journée ka hatramin'ny journée no ampiasaina satria ilaina préliminaire izy na de extité be sy maika te hanao an'azy aza izy; Torohevitra: raha vitantsika ny manao préliminaire lavabe sans penetration va ginal possible ny partenaire bouche sy tanana @ faritra io de mety hanaiky hanao an al mora ho azy. Izahay mifanadio @ douche avant toutes choses

Efa raikitra manao sodo zahay @zao, ireo principe an'i Andry Zo reo no nataoko de tapakevitra izy ny farany ary nahita tsirony koa ary @zao tsy amelany raha tsy misy piment sodo foana ny anay isaky ny miaraka. Misy fotoana sodo fotsiny no atao de tonga fona nenazy surtout rehefa izy no eo ambony. Izy ndray no mampiomana hoe : miomana fa hanao anle spéciale an ! anisan'ny naharesy lahatrazy t@ voalohany ny nanontaniako azy hoe enao ve misy fadifady @ fanaovana RS, ny fomba fanaovana azy, ny toerana, ny fotoana, ny fiteny na mot ampiasaina, ny fihetsika, ny fanononana ireo taova ireo, Nanontaniako ko aizy hoe inona ny zavatra tsy tianao hatao, tsy tianao tenenina, Ny fanontaniana nampetrako taminy faraparany alohan'ny naharesy lahatra azy dia hoe : inona avy ny karazana RS mba tianao hatao na handramana ny fomba fanaovana azy fa tsy mbola nataonao na tianao handramantsika hatao. Marhihako fa efa nisy olona hafa niaraka taminy taloha fa tsy nasiako olana satria fiainanay indray izao no miaraka. Tsy ela no nivaky tamiko izy fa izaho no nahafantarany izany fahafinaretana ara-nofo izany na fampiasana teny na acte rehetra (sodo compris) ka tsy nanenenany hono ny iarahany amiko @zao; reo taloha hono araka ny nambarany tamiko aloha tsy mahay afatsy ny eo ambony foana de zay. Za moa tsy fombako ny misikotra hoe inona no nahatonga anareo nisaraka na koa inona avy ny nataonareo t@ izany fa rehefa te hitantara izy de mihaino fotsiny za. Nena anontaniako aloha izy rehzfa iaraka izahay hoe inona ndray no hataontsika androanay ? rehefa tsy milaza mialoha izy, ka raha vao hoe : tsy haiko ny valiny de za no mitondra ny baolina ka tsy avelako ho maina ny fotoana, Ezahako minimum demi journée foana ny fotoana iarahanay @ zay jusqu'à journée raha vao za no avelany mitondra ny baolina.

Salama, Lehilahy no mamaly, T@ za niaraka t@ olontiako(efa nisaraka izahay noho ny antony manokana avy taminy) Ny azt tsy mety tonga tsara raha vao tsy izy no eo ambony @ ankapobeny, @ lafiny iray koa tiako io position io satria somary elaela vao tonga ny orgasme-ko, Fa tena miankina @ toe-batanao io, misy ny vehivavy tsy voatery tafiditra lalina de tonga ny orgasmen misy milentika tanteraka ny an'ny lehilahy vao tonga ny an'ny vehivavyn tahaka ny anay t@ zany io position io no miara-tonga ny orgasme anay fa tsy tàna izy mihetsiketsika be eo amboniko eo , voatery tapenako @ bouche à bouche @ vavako izy tsy hitabataba , Ny sosokevitro dia fantaro position tahaka ny inona no mety hampiakatra ny filàna, faharetany, inona daholo ny ampiasaina @ caresse hampiakatra azy, Ny ana rehefa itako izy t@ izany fa tsy mety miakatra nefa maika be dia mampiasa ny fomba hi-exité-ko azy za : vava, lela, tanana, Miala tsiny @ zay tsy mahatany fa zaho tsy misy fady @ fampahazoana fahafinaretana fa kosa manaja ny partenaire-ko raha mety aminy na tsy mety aminy ny hataoko aminy de hajaiko @ zany izy, anontaniako izy hoe afaka manao an'izao ve zaho mba hahazoanao fafiny sa ahoan ? de mamaly izy na eny na tsy na aleo aloha @ manaraka, Bon courage de mahita ny mety @ fitiavana sy ny tontolony. De VLP-RLN

Salama daholo, te hanao mintsy le sipako fa ts tafa mintsy nenay, de ts firceko alo nena fa isaky ny miaraka zahay de alefako fona alo le teny mamy te hanao sodo na de tsy mbol met aza nenay, akasokasoko amnenazy nena na de ts iditra aza alo.ho hita eo amny fiarahana manaraka

Salama daholo, bandy za, tantara tena niainako ity , nisy fotoana zahay roa nanao rs di nanontany ana izy oe marary ve zany manao amny divo zana? de ozizy za oe tsy haiko fa za mbola tsy nanao, fanga enao te hanandrana, ie ozizy, andao ary oa anandrana, andao isasa ozizy, ndao ary oa, de nsasa zahay , te ampandriana mande daholo ny orokoroka rehetra fa nataoko ze hampiexite anazy haingana de avy hatrany za de ny foufouny no nataoko betsaka aloha de avy eo za nanoroka ny divony amzay sy ny felany rehetra iny no manafosafo, tsy adino ny manao va e vient amny tanana anaty foufoune mba ho mora malefaka, sady manisy rora ny fatritra ho-explorena no milalao amny lohatanana ny lohalavaka kely mahafatifaty, nanomboka nangataka amnzay izy hampidirina dia nofenoiko rora tsara ny faritra rehetra sy balita de nanomboka nampidiriko moramora fa 15mn ny fampidirana ny lohany vao nanaiky nitsofohana, tsy atsahatra fenoina rora aloha ho an'izay te hanao anio an ! fa manjary marary ny partenaire, fa kelikely apres de tafidytra tsimoramora za de nanomboka ny va et vient fa heno teritery , tadidio fa toy ny vierge fona rehefa manao anio an, fa tena rehefa mande mora ny course dia manomboka nihanoka izahay , raha mahay isika dia 20 à 30 mn ny jeu de samy tonga amny orgasme, midio avy eo de mivady indray amny foufoune, Ny anay roa ze position ahafahana mano anal de nataonay, matory amny kibo izy, za matory amny lamosina de izy eo ambony, mandohalika amny sisim-pandriana, 4 pattes, ambony seza sy latabatra no mbola tsy nataonay. Ho anareo vehivavy te nanadrana, tsara raha tsy manao voky , ny tsara aza - fanaonay roa- raha apres midi zahay no hanao azy de tsy misakafo izahay ny maraina sy atoandro, samy miezaka mivoka aloha ny maraina de midio tsara mandritra ny maraina de tonga ny tolakandro hatranin'ny hariva te hanaovana ny RS aloha sy aoriana de tsy misy manelingelina any anaty any. azo ny fahasambarana de mihinana ny gouter nentina amin'izay, Marihiko fa mpisipa izahay ary matetika rehefa te hanao RS anal dia chambre demi-journee fona satria mila fotoana izany ny fihanoka anio an! Mirary fahasambarana ho antsika

Le izy mila mifanaiky fa samy manambady ary mifanaiky fa tsy hanakorontanay amin'ny andaniny avy, le fotoana iarahana indray miankina amle couple miaraka io na matetika na mahalana, fa ra matetika dia fitandremana amny fandaminana ny programme no zavadehibe mba tsy hampisy fanontaniana avy amny tompony.

salama tsika an, mba omeo adiresy ze mahalala chambre afaka idirana olona 3 no mihoatra, merci

ny tantarako de zao, za bandy, za rehefa niaraka tamin'ilay namako zay dia efa noteneniko taminy tamin'ny voalohany niarahanay mana rs fa aleoko aloha izy no mahazo fahafinaretana voalohany zay za vo mitady nena, de avelako izy matetika mitondra izay tiany eo, satria nisy fotoana za no nitondra de vetivety de tonga fona nena dia tonga de niteny taminy za hoe aleo atao aloha izay ahazoanay fy de manaraka fotsiny za fa tena misy fotoana mahavita in-2 na 3 zahay, indrisy oa fa tsy miaraka ntsony zahay. mitady namana za zao mety mitovy feeling amna na manambady izy na mana-tsipa na mbola tokatena libre.

efa teo> salama nareo 2, bandy za ahoana no ahafantarana fa misy couple mariee na couple sipa mila anzany otranareo ? de taiza nareo no nanao ilay action, tany antrano sa chambre ? de ra chambre de aiza no misy manaiky hidirana plus de 2 olona ny chambre ?