image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 113

Ny zava-misy: Ny anus dia azo atao organe sexuel toy ny organe rehetra. Satria ny orgasme dia miainga avy any amin'ny loha. Noho izany be dia be ny vehivavy "tonga" rehefa lel*** ao amin'ny vody. Fa ny ankahabeazany dia tsy mbola sahy noho ny antony maro voatonona etsy ambony.

Ny fomba fisainana tokony ananana: ny lava-body tsy natao ho an'izany hoy ny sasany. Fa...ny vava koa anie tsy natao hihinana fivaviana sy hitroka ary hitelina ny rano avoakany eh! Ny tanana koa tsy natao hitsofoka any anatiny any. Ny hatsemboana tsy natao horohna! Ny filahiana tsy natao ho tsetsafina. Kanefa atao daholo ireo rehetra ireo satria ahazoana fahafinaretana. Ny tena fehiny dia FITANDREMANA SY FAHADIOVANA. Izay ihany. Rehefa madio sy salama tsara dia azo atao daholo. Ny vava mandeha amze tiany aleha, ny tanana, ny lavaka etc. Ny sodo kosa aloha dia mila fiomanana sy fahadiovana avoavo kokoa fa tsy ataotao fahatany. Ary indrindra indrindra mila vonona tsara sy TE hanandrana, surtout ny vavy (na ilay olona hitsofohana). Avant toute chose izany dia ireo no fomba fisainana tokony hananana alohan'ny zava-drehetra.

Ny fiomanana:
Voalohany : NY FAHADIOVANA. Mampiasa poire de lavement na farafaharatsiny mandeha toilette dia 1 ou 2h apres vao manao sodo. Surtout pas avant. Sasana @ Cytéal na Saforelle iny faritry ny lava-body rehetra iny. Ny tena mety aza asiana tanana kely mihitsy.
Faharoa : NY FIAROVAN-TENA: Ataovy fady ny manao sodomie tsy misy préservatif. Io no fady voalohany indrindra. Mila vonona foana io fimailo io vao resaka hoe sodo.
Fahatelo: ny tena tsara dia mampiasa gel intime à base d'eau na vaseline.

Ny fanaovana azy: lava loatra raha atao en détail eto. Fa raha fintinina dia hoe mila complicité tsara aloha. Avy eo mila excitation tena hoe fara-tampony! Surtout raha sodo vao voalohany. Raha tena excitée be sy vonona ilay sipa dia zara fa marary io ary TSY TATAKA zany. Ny préliminaires sy actes sexuels tokony atao alohan'ny sodo dia tokony maharitra 30 min farafahakeliny. Ary mila karakaraina tsara ny manodidina ny zone-nle anus fa tsy tonga de hoe hitsofoka. Izany hoe safosafoina, orokorohana, asiana tanana kely ndraindray, leladelafina etc. Ary rehefa mitsofoka dia mitsofoka kelque millimetres aloha, dia mijanona. Omena fotoana tsara ilay lavaka hihitatra. Mitsofoka millimètre par millimètre. Tsy misalasala manisy gel na vaseline na rora na ranomp**** raha tena hoe tsy misy ankoatrzay. Ny fikitikitihna ny clito, ny f*, ny nono, ny vatana sensibles rehetra tsy tokony ajanona mihitsy.
Farany: fady tandrermana faharoa: ny lata
* avy any @ anus FADY tonga dia atsofoka any @ f***. FADY. farafaharatsiny misolo préservatif.

Izay en gros fa lava loatra raha tena hoe...
Mamaly coms eo ihany ah raha toa ka. :-)


Anonyme Ay moa notapahiko marina.. huhu! Hoe maloto, tsy lavaka natao ho an'izany, tsy sitrak'Andriamanitra, mahatataka etc


Kaykosa non atreto aloha tsy mbola nisy tataka. 4 zay. Dia non tsy nitomany ka! mila douceur kely fotsiny de paré! huhu


Salama daholo, te hanao mintsy le sipako fa ts tafa mintsy nenay, de ts firceko alo nena fa isaky ny miaraka zahay de alefako fona alo le teny mamy te hanao sodo na de tsy mbol met aza nenay, akasokasoko amnenazy nena na de ts iditra aza alo.ho hita eo amny fiarahana manaraka


Efa raikitra manao sodo zahay @zao, ireo principe an'i Andry Zo reo no nataoko de tapakevitra izy ny farany ary nahita tsirony koa ary @zao tsy amelany raha tsy misy piment sodo foana ny anay isaky ny miaraka. Misy fotoana sodo fotsiny no atao de tonga fona nenazy surtout rehefa izy no eo ambony. Izy ndray no mampiomana hoe : miomana fa hanao anle spéciale an ! anisan'ny naharesy lahatrazy t@ voalohany ny nanontaniako azy hoe enao ve misy fadifady @ fanaovana RS, ny fomba fanaovana azy, ny toerana, ny fotoana, ny fiteny na mot ampiasaina, ny fihetsika, ny fanononana ireo taova ireo, Nanontaniako ko aizy hoe inona ny zavatra tsy tianao hatao, tsy tianao tenenina, Ny fanontaniana nampetrako taminy faraparany alohan'ny naharesy lahatra azy dia hoe : inona avy ny karazana RS mba tianao hatao na handramana ny fomba fanaovana azy fa tsy mbola nataonao na tianao handramantsika hatao. Marhihako fa efa nisy olona hafa niaraka taminy taloha fa tsy nasiako olana satria fiainanay indray izao no miaraka. Tsy ela no nivaky tamiko izy fa izaho no nahafantarany izany fahafinaretana ara-nofo izany na fampiasana teny na acte rehetra (sodo compris) ka tsy nanenenany hono ny iarahany amiko @zao; reo taloha hono araka ny nambarany tamiko aloha tsy mahay afatsy ny eo ambony foana de zay. Za moa tsy fombako ny misikotra hoe inona no nahatonga anareo nisaraka na koa inona avy ny nataonareo t@ izany fa rehefa te hitantara izy de mihaino fotsiny za. Nena anontaniako aloha izy rehzfa iaraka izahay hoe inona ndray no hataontsika androanay ? rehefa tsy milaza mialoha izy, ka raha vao hoe : tsy haiko ny valiny de za no mitondra ny baolina ka tsy avelako ho maina ny fotoana, Ezahako minimum demi journée foana ny fotoana iarahanay @ zay jusqu'à journée raha vao za no avelany mitondra ny baolina.