Za lelahy manambady amzao, nandritra ny 3 taona teo ho eo dia niaraka tamina sipa izay za efa nanambady izy, za efa nanana sipa koa, sipa fantatro no n******* ka nahatonga ny fifandraisanay, tsy fantan'io namana io ny fiarahanay. Nifanaiky izahay tamin'izany ny situation-nay avy ary nifanaiky fa miezaka ny manaja cote ilany avy, fa ny anay atao izay tsy de ahafantaran'ny olona ny fiarahana, Matetika chbr no fandehananay tamin'izany amnle antonony, mahavita 2 a 3 fois par semaine ny fiarahana, satria izy tena nitsotra tamiko fa tsy ampy azy ny fiarahany amin'ny vadiny izay zara raha manao rs in-3 isambolana, tamin'ny voalohany tsy nisy resaka vola fa ze omeko azy dia nekeny, ndraindray izy accessoires pour femmes de mety, nahavita niaraka mandritra ny demi journee zahay, za koa tena nahatsiaro nahazo fafiny tamvolohany, fa nanomboka heritaona taorian io dia nanomboka tendakanina kala ka nahavita nikomy sy menace, oh otrany bevoka za, mila manao echo de omeo vola fa za rery makany, za mila miaraka amny namako de mila vola fa hanao fety, omeo vola fa za hanao concours, sns ... Fa vitany ny nandamoka ana satria nataony izay nahazoako fafiny de avy eo tratrany ka roboka. Ny heritaona farany, nisy fotoana tonga de nipitsihako izy, tonga de noteneniko fa tsy vitako intsony ny miaraka aminy amin'io fombany io de tapaka, 5 mois tsy nifampiteny de tsy naharitra ny anao vavy fa nitalaho fa mila anao hono izy, fa za rery hono no mahavita manome azy fifaliana sy fahafinaretana, tsy hangata-bola tsony hono fa na tsy mahazo aza de tsy maninona. Nasaiko nilaza izy hoe f'inona no dikan'izany de notantarainy ana tam'zany (lava be le tantara fa tsy vita eto...) , noteneniko izy fa tsy mety amiko tsony ny manataka fa fa ny nifanarahana dia RS sy tambitamby fa tsy vola fa manjara mtovy amn'ny mak...., ra izay no atao de tsy tiko. De nanaiky izy. 4 mois no niarahanay farany de nataoko taminy ze positions sy moyens de plaisir tiako natao taminy fa lazainy tsy nampoiziny, maninona hono no tsy nataony an'ireny izy taloha de hoy za taminy satria vola fotsiny no notadiavinao fa tsy plaisir sy amour. Nanomboka teo de tsy sahy nangataka vola tamiko ntsony izy fa ze nomeko de nekeny fa za fotsiny no nandanja zay nomeko azy. Fin an'io 4eme mois io de noteneniko izy fa manomboka kopy le sipako izay efa vita soratra izahay ka hoajanona ny anay, izy koa bevohoka an'ilay vadiny (tena sur io) nandritra ilay fotoana nisarahany, dieny mbola tsy hitaran'ny tsy fantatra.
Io koa ny mba tantarako, Araka ny siosio dia nisaraka tamin'ny vadiny izy ary niverina mipetraka amny parent-ny, tsy tena haiko ny antony fa hitako any amny FB fa mandefa message amn'ny page-ny izy fa manina ana foana hono hatramin'izao.
Salam tsika an . Za mbola tsy nanao na nanadrana na natao an'izany scene zany, tsy haiko raha ho vita ny mametraka an'izany rehetra izany fa mila fotoana lava mihitsy ny amin'izany angamba an. Tsy haiko raha ho vitanay ny hanao izany . Otrany tiako hatao amna aloha le siosokevitra e.
Ny ana aloha sady manontany tena za no amnontany azy ny tanjona aloha, mifanontany tsara sy mifampiresaka tsara aloha. Raha vao misy zavtra mamatotra na fanerena mivantana na ankolaka de ny ana resahako aloha na hajanona avy hatrany.
Ny ana tena miankina amin'ny valitenin'ilay hiaraka amiko vao hiditra za na tsia, raha hanao an'izany.
tsoutsou k'hen ,Salut, mba tantarao misimisy kokoa aky a !
de Vlp-rln
Salama daolo tsika, ny fantaniko de hoe, inona avy ny tombony azo amle en groupe na firy na firy ?
Lehilahy manambady aho, tantara tena niainako no hambarako amintsika, tsoriko fa tsy anenenako ny niainako azy na dia tsy araka ny fitsipi-piainana aza.
6 taona tany ho any no nitrangan'ny tantaranay ary naharitra 4 taona ny fiarahako tamin'io mpanampinay io, tena nifankatia izahay 2 ary tena nanafina ny fiarahanay sy ny fifankatiavanay ka tsy nisy nahalala mihintsy. Izao no fandehany. Ny niatombohany dia nitady asa izy tao amin'ny dadanay, ka rehefa niasa amambolana tao aminy dia nangatahanay i dadanay hoe aleo izy mba hanampy ana ao antrano, mbola fiakanjo tany ambanivohitra no fanaovany tamin'izany; tamin'ny fotoana mbola niasany tao amin'ny dadanay no nikotiako azy, tsara bika izy na dia fitafy ambanivohitra aza tamin'izany; nanoratra texte tamin'ny fone za dia nasihoko azy hoe : "Mifona aminao za ry T... fa raiki-pitia aminao ary manomboka tsy zakao ilay izy ka ambarako aminao amin'izay, tsy vitako intsony ny mitazona izany ka lazaiko aminao" ; dia nofafany ilay texte de novaliany hoe : " Fa ianao ve adala e, za mpiasa, enao efa manambady,tsy mety izany " ; de novaliako hoe " raha manaiky enao de hotazomintsika ho secret-tsika izany " . "De ahoana izany" hoy izy " Raha tratra de ahoana ? " . " Raha mety enao de hitantsika foana ny tsy ahafantaran'ny olona azy " , de tapitra hatreo aloha ny resaka tamin'iny andro iny.
Fa nony andro vitsivitsy taty aoriana dia naveriko taminy ilay faniriako hifankatia aminy tamin'ny alalan'ny texto nifampiresahanay, ka ny navaliny ahy dia hoe : " Manaiky aho fa tsy azonao antsoina hoe mpanampy na mpiasa zany mihintsy za fa tonga de antsoy hoamin'ny anarako ary raha manome vola ana enao dia tsy mila miteny hoe karama fa raha tsy izany dia hiala za dieny izao " Dia nekeko, ary nanomboka teo ny fifankatiavanay sy ny fiainam-pitiavanay roa, ary dia nataonay izay tsy ahafantaran'ny olona fa mifankatia izahay.
Tsoriko fa nihanoka an'izany fitiavana izany aho ary i T.... no nahitako sy nananako experiences sexuelles. satria izay tsy nataonay mivady dia taminy no nifanaovako azy, satria fomba amampanaon'ny mpivady no ifanaovako amin'ny vadiko tahaka ny rehetra - positions standard; fa miaraka amin'ny T... kosa dia toutes les positions possibles et actes sexuelles possibles no nifanaovanay, ary na izy aza dia nahavita niteny tamiko hoe " De zany rehetra izany ve tsy vitanao tami'ny vadinao ? " ; " Tsy ataonay hoy aho na dia nisy fotoana aza nanadrana izahay dia tsy mety aminy de najanona sady za koa tsy te hi-forcé azy , fa aminao ve hoa mety aminao ireny ataontsika ireny ? tonga de lazao amiko hoa fa za tsy te hanery anao koa raha tsy tianao ataontsika an !! Fa tsoriko aminao hoa ry T... fa za tsy misy fadifady izany eo amin'ny fiainako fa manaja kosa izay angatahanao na ny tsy mety aminao ". De hoy T... tamiko " Tena tiako be ireny ataonao amiko ireny ary tsy nampoiziko hoe azo atao eo amin'ny fiarahan'ny mpifankatia ny hoatrireny ; tena sambatra be za hanaovanao an'ireny, tena tiako be le izy " . " De azoko tohizana ve hoa zany ny fanehoako fitiavana anao sy ny fanomezana fahafinaretana anao " ; De zao no navaliny : " Tsy mila za irery no omenao fahafinaretana fa enao koa mila mahazo an'izany ary ze tianao koa de hataoko aminao ." Tsy nampioziko io valiteniny io tamin'izay ka norohako izay tsihizy izy tamin'izay ary niafara tamin'ny RS foana ny resakay rehefa tafaraka irery izahay na miakanjo na tsy miakanjo.
Matetika ny fiarahany dia rehefa lasa miasa sy mianatra ny ankizy no mihanoka fitiavana izahayzay za vao mandeha miasa taty aoriana satria efa nipetraka tao aminay i T.... Nisy fotoana tamin'izany, tsyy misy mody atoandro ny ankizy fa madama mijanona any ampesana manao heure continue, dia mahavita mijanona ao antrano maraina za mihanoka fitiavana, ary tsy miakanjo izahay roa. Arakaraka ny fotoana no ampiasainay fimailo na tsia. Fa rehefa i T... no miteny hoe tsy mampiasa isika androany (fimailo) ...... eritrereto kely hoe tahaka ny inona ny fahafinaretana azo tamin'izay fotoana izay. Misy fotoana mahavita in-4 za ary tera-tsemboka foana vao tafala eo, ny azy tsy ferana intsony ny isany ( izay no mahagaga amin'ny vehivavy rehefa comblé sexuellement izy), ary raha azony atao dia tsy havelany hiala teo amboniny ianao.
Misy fotoana izahay ao andakozia no manao mitsangana, mifanatrika na manome lamosina izy, mifandimby mifampinono na mitsangana na matory ary niaraka tamin'i T... no nahaizako sy nananako fahafinaretana tamin'izany ; tamin'T.... no nahaizako nitazona éja*******ation nefa raha miaraka amin'ny vadiko za dia vao tonga ny azy de tonga koa ny ahy. Misy fotoana koa i T.... izay nisaorako azy koa fa rehefa te hanao RS fotsiny za de omeny.
4 taona no niarahanay nifankatia sy nihanoka RS ary samy hafapo izahay tamin'izany, tena nitsotra tamiko i T... fa tsy nanenenany ny niarahany tamiko na dia samy nihaiky azy izahay 2 fa tsy misy ny hoavinay.
Mety hanontany ny sasany amintsika mpamaky hoe inona avy ny positions nataonareo ? Valiny : izy rehetra afatsy ny penetration anale, efa saika nisy io fa naharary azy ny vao nampidirina dia najanonay na dia samy te hanandrana aza izahay.
Indrisy anefa fa kay i T.... efa nanana aretim-po nitaiza azy ka nidaosin'ny fahafatesana izy taty aoriana rehefa naka rivotra kely tany amin'ny Ray aman-dreniny izy tamin'izay ary rehefa nande nandevina tany izahay vao fantatro ny fisian'io aretina io.
Alahelo tsy nisy toy izany ny ahy ary gaga avokoa ny olona rehetra ny amin'izany : tao antrano, tany ampiangonana, teo ampiasana , teo amin'ny fiaraha-monina hoe fa naninona ilay rangahy ity no malahelo tahaka izao, de mody navaliko hoe tena nahavita nanampy "anay " tanteraka i T.... tato antranosy tamin'ny fiainana, de hay ve hoy ny olona nefa tsy fantany !!!!
Izay ny tantarako niainako niaraka tamin'i T....
Tsy naka mpanampy intsony izahay ary tsy nety naka intsony aho satria sao tsy mitovy amin'i T... izay hoavy eo ka hanahirana, asa ...!!!
Laingo