image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
default profile picture

non identifié

Member
Last seen il y a 3 ans
Joined:
Posts:
11916
Topics:
3636

Inona no reaction anao voalohany tamin'ilay horohoron-tany tamin'alina?

Ahoana ndray tsika amin'io http://forum.moov.mg/read.php?32,4248901

Mba te hizara blem aminareo za!ny vadiko tsy mbola hitako na reko nijouir zany 2 taona izay no nivadianayrmq: za no namaky azy, mitaraina aza izy hoe marary refa injay ataoko mafimafy kely.Nanandrana ninana sipa tato ampesana anefa za njay andro zay (comrciale molamola izay) fa tongako tsara ny azy.Sao dia misy manana vahaolana akoatra ny hoe ento aty hanaovako azyEny eh efa nisy ftna za nieritreritra hoe hampanadramako bandy hafa ity.24 ans izy fa tsy hoe efa antitra akory, za 32 ans

saalama daholo ,Izaho dia olona mpanao mission foana ary tsy hita ao an-trano raha tsy isa tapa-bolana. Manahy aho hoe miodina ny vadiko , misy fihetsika hafa2 ao an-trano , toa mila ady amiko foana isaky ny tonga ao an-trano za. Sahy miodina na ve ny vhvy rehefa tsy ao ny vadiny ? mba valio azafady

Ny vadiko adalam-bavy fa manafina be. Dia ohatran'ny manahy aho sao manao massage izy na mividy any amin'ny takona any. Izy aloha tsy manao sipa satria tena tsy mety amin'ny toerana misy azy izany. Ahoana ny hevitrareo vehivavy izay manana ahiahy mitovy amiko ?

Iza elisany efa ninana ny vadin'joky? Nisy fotoana voadonako tsy nahy ny vodiny lé vadin-drajokinay d nialatsiny aho sady menatra azy satry tsy nofananiko l izy;nefa ts taitra akoury kiala niteny oe mbola tsy mankaiza zany sady mbola tsis dikany. Fa otrany aona oa l misy dikany;l ao anatiny iany hono misy dikany; d tonga d nokoziko oe aleo ary domiko mintsy ny ao anatiny hahitako an'zany; aleo ary rehefa leiry ary d ho ita eo. fa tonga d rehefa isaky lasa miasa razoky d rs foana.tsis bedy sady nifanarahana fa tonga d rs fotsiny.iza mba otr'ahy?

Matetika ny vehivavy efa miaraka amin'ny mainty oditra tamana tsy te hierika fotsy sy gasy intsony.Na izany aza, tsy voatery hitondra be daholo izy reny ka, efa niaraka tam Togolais aho ary Angolais fa mihoatra kely y moyenne fotsiny. Par contre le zavatra dia tena enjana be ohatry ny hazo foana, ary vetivety be dia velona ka mahazaka round maromaro...Ry zareo mainty dia misy mélange de sensualité, bestialité et de beaucoup de tendresse...Babo ze sipa tratrany

Mba hazavao amiko kely oe ry lhl eto.Tsy mety velona nefa dia tonga soa aman tsara, hitako izao ny sperme...in 3.Tena gaga aho.

galasca>ka ataonji inona ary vazah lahy pelaka, matoa lasany dia pelaka zay

Tena efa tsy rariny ry reto a ! Izay ataony ireo bandy pelaka isany reo. Aiza ve izay vazaha mivoaka dia hifandrombahana daoly. Marina fa samy te handeha andafy fa ny vazaha lehilahy dia anay vehivavy fa ny vazaha vehivavy no tokony hifandrombahan-dreo.