image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
default profile picture

Toky

Member
Last seen il y a 2 ans
Joined:
Posts:
280
Topics:
36

Iza kay no mba mafantatra mpanamboatra sy mpanao installation kit de cuisine complet en mélamine mb abordable n prix? afk lazaina eto koa ny condition izay mety aminareo a

Mitady toerana ahafaana manao cure thermal tena maaomby ? mb toroy azafady

Ataoko ato ity sujet ity satria itako ho strategie politique le izy! Tsy aiko lou rougeole iany n kitrotro an! fa hoy aho oe hatramin'izay tsy ita firy izany, koa maninona ankehitriny tena mirongatra ary mandripaka mihitsy, angamba tena zavatra atao fanahiniana le izy, lazaina fa efa saison any izao, tahaka ny oe saison an paiso sy paoma izao! raha dinihina kely dia tena ita fa fitaovana le izy, angatahana vola ve sa ho fanenana ny isan'ny malagasy idiran'ny vahiny, sa koa tena ho fanafohezana ny esperance de vie an'ny gasy mihitsy ? Antsika tsirairay ato angamba no mamaly izay

Aminareo , inona no tena antony mampiverina anio aretina io amin'izao! tena miparitaka be ilay izy! ahoana no atao hisorohana anio aretina io ?

Aminareo , inona no tena antony mampiverina anio aretina io amin'izao! tena miparitaka be ilay izy! ahoana no atao hisorohana anio aretina io ?

l'un des jeux de commando les plus célèbre à ce jour ! metal gear solid a enchanté mon adolescence! comment le trouvez vous! à quel version de la série vous avez jouez?

Qui a déjà jouer à warcraft? comment trouvez vous ce jeu ?

Iza no mitovy amiko ato! ny zanako dia maditra, mapijaly ray aman-dreny , tsy azo toroina hevitra anefa ny hahasoa azy no itenenana azy, miezaka fona mampianatra azy nefa hoy izy oe ts liana am fianarana iz fa mila miaina ny fiainany, efa 20 taona izy ankehitriny! manoloana ny ataony dia mitomany foana n vadiko, nefa koa izy manana fon-dreny ka tsy foiny n zanany na maditra toy inona aza, za ndray no itezeram-badiko raha vao mibedy ny zanakay! mila torohevitra ah satria tsy tiako ho simba ny hoavinjanako

Miakatra indray zao ny rano noho ny fahavaratra! maro indray ireo mponina traboina noho izany ! inona ny vahaolana ho azy ireo, inona ny soso-kevitra atolotry ny fitondrana manoloana izany , eo iany koa ny valan'aretina hoetin'izany fiakaran'ny rano izany! mila ny hevitr'isika eto am forum ho vahaolana

Lasa fitaovana ny politika ankehitriny andresen-dahatra ny vahoaka sy ahazoana ny tadiavina ho an'ny tena manokana fa tsy ho an'ny rehetra( vahoaka malagasy)! manao politika avokoa ny olona rehetra satria efa naita exemple tam reto be ts androfana nilatsaka filoha ireto! zany oe ra manao politika( manambaka, mandainga, manodikodimbola, mangalatra tanin'olona) dia ho tafita hoy koa ny olona rehetra! nahoana no avela anao izany ireo ! ny firenena ne ts hazo misy voakazo ka ho tangosana arak'izay tian'ny mpanao politika e! mandiniha tsara rehefa hifidy fa aza etanimpo fotsiny oe mora ny ronono am boite na anidina n drone aveo! tongava saina (ze kely kilema andehanana) hifidy iany ve re olona d mpamono ny mpiray tanindrazana! manehoa hevitra ra misy e