Miakatra indray zao ny rano noho ny fahavaratra! maro indray ireo mponina traboina noho izany ! inona ny vahaolana ho azy ireo, inona ny soso-kevitra atolotry ny fitondrana manoloana izany , eo iany koa ny valan'aretina hoetin'izany fiakaran'ny rano izany! mila ny hevitr'isika eto am forum ho vahaolana