efamadame! ito ny mail-ko raha mety aminao fa mety hitovitovy ihany tsika! rainilezoarobasegmailtebokacom
ezaho anehoana fitiavana izy fa raha mbola kitakita sy gidragidra isan'andro no iainany dia ho zary lasa fahavalo indray ny ao an-trano mba hiverenan'ny fisainany na dia kely fotsiny aza fa ireny no mitombo hanova azy! aza adino ny mivavaka ho azy
Andriamanitra no mpitaiza tsara indrindra fa atolory ny Tompo ny fiainanao! vakio ny Baiboly fa io no torolalana tsara indrindra ho amin'ny fiainanao
tsy izay rehetra mahay no afa-panadinana fa ny mahay manala fanadinana
atao sambo-balala main'andro io e! za manokana efa in-4 no nanala baka vao afaka fa serie D za fa tsy niova filière zany mintsy.....ny olana dia ilay toe-tsaina hiatrika ilay fanadinana mihintsy no mila amboarina ka ialàna ilay hoe sao dia tsy afaka eto indray fa mila ovaina hoe tsy maintsy afaka za @ty dia mianatra tsara
r----------@*******.com
tsy mety ireny fa antsoy za rehefa mila e! tsy misy otran'ny tena izy ihany oa
Mba mila fanampiana sy torohevitra! mba omeo torohevitra fa mikasa hampiditra internet wifi ao an-trano za fa mila internet ny zanako hanaovany recherche ao an-trano! inona no proposition tena mba tsara ry reto?