Iza amitsika ato no mitovy amiko re e! fatako fa mety hafahafa ity zavatra ho tataraiko ity nef tena niainako! izaho dia tara ary nanam-pitia ho an'ilay cousinako! nef no izay iz oe ts azo taterahina izay d ts nolazaiko az mits f nitia mangina az ah! Diso ah ve ra itory fitiavana aminy! mb mila ny hevitrareo
Iza aminareo kay no mitovy hevitra amiko oe azo atao fialam-boly le manao?
Mb tatarao ze f nanao anzany e
In zao no antenaina ho fiovana oentin'izay ho lany filoha vaovao eo?
Mety ny teo aloha iany ve no hiverina ?
Ts mb hiatsara ve ny fari-piainan'ny malagasy rehetra?
Mila ny hevitrareo satria ny hoavitsika rehetra no jerena eto
Araky ny hevitrareo reo! moa ve ho tratra n tanjonireo kandida manohitra ireo ny amin'ny fanokafana sy fanamboarana indray ny liste electorale alohan'ny fifidianana
Inona no tena mahatonga ny olona iray mieritreritra fa tia azy n olona iray raha mahay miresaka sy mifananiany aminy? Inona no vokatra aterak'izay fitiavana diso toerana izay eo am finamanana na fifandraisan'olona roa ? Mb omeo eto ny hevitrareo oe
Aminareo ve manana ny rariny ireo kandida mangataka ny fanamboarana ny lisi pifidianana sy ny fanemorana ny fifidianana!?
Marina tokoa mantsy fa hatramzay dia volana desambra foana ny fifidianana filoha teto amitsika. koa nahoana no naroso novambra tamty? misy antony manokana ve tao? Antsika tsirairay no maneho hevitra amin'izany !
Koa lazao eto ary ny hevitrao mb hanazava ny sain'ny ts mahalala.
Ahoana ny fomba hampiroboroboana azy io eto an-tanindrazana?
Inona avy kay n antony tena mahatonga ny cancer? mb mila fanampiana azfd
In kay n voiture mb économique amzao e?