Handray ny toerana maha filoham-pirenena azy ny filoha vaovao ny asabotsy izao. Betsaka ny fampanantenana nataony, saingy andrasana be koa izy amlay tatitra afaka 100 andro izay tokony efa ahavitany zavatra maro, indrindra ireo izay tena mapitaraina ny vahoaka amin'izao , ao anatin'izany ny lalana, ny jirama sy ny solika! fa indrindra ny farim-piainana izay tsy mitsaha miakatra! eo ihany koa ny fampiakarana ny karama ! Koa manainga anao sahady ry filoha vao hanao ny ainao tsy ho zavatra hanaporofoanao am vahoaka ny fahavononanao hanavotra sy hanampy azy amin'ny andavanandro! Aza adino iany koa anefa ny sehatry ny asa sy ny fianarana!