image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Miarahaba,mba tiako ampita eto izay hevitsika mikasika ny fady @malagasyohatra : -tsy mandaka rindrina fa mahafaty renibe : tian'ny ankizy ny renibeny ary tsy fony saingy ny tsy handoto rindrina na hampirodana azy no tanjona-tsy mamoka vola/fako @hariva: araka ny lamina araboajanahary ny biby rehetra dia managona ny atoandro ary vizaka ny nanagona ka tsy andeha ho ariana izay nisasarana -vehivavy bevohoka tsy mahazo madika famaky : satria raha ho voahitsaka ilay taom-pamaky dia ho voa ny lohan-jazaiza koa no mahita = manantena ny fandraisan'anjarantsika fa tena miandry hevitra tsy takatry ny tena


Tsy mahazo manambady Betsileo na dia tianao aza, fa maninona? miandry fijoroana vavolombelona koa...


Fady ny tsy manome rano izay mangataka, raha tsy izany dia lasa voay. Izany koa anakiray any amin'ny faritra.