image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Salama daolo,Araka io sujet io, mitady recette fanaovana mokary oatrany le eny antsena reny (tsirony original) fa tsy ilay efa revistEe miaraka amin'ny atody, beurre, lait, sns..Misaotra mialoha ny fanampianao


salama ô! ity ny fanaovako mofogasy any antrano sao mety aminao saingy misy oeufs aloha eZavatra ilaina:- 400g farine de riz- 150 g de farine de blé- 02 oeufs- 50ml d'huile- 700ml d'au tičde - 1/2 sachet de lévure boulangčre (iay kely)- 50 g de sucreFomba fanaovana azy:- Alefa ao anaitn'ilay eau tičde ilay levure boulangčre- Afangaro tsara ny farines anankiroa , alefa ao avy eo ny menaka , ny atory ny siramamy ary ny fahefan'ilay fangaro eau tičde+levure boulangčre. => afangaro tsara ireo (@ sotro hazo) ka araraka tsikelikely ilay ambin'ilay eau tičde+levure boulangčre . (tokony hanome pâte liquide sahalan'ireny fanaovana crępe ireny)- rehefa izay, saromana lamba madio ilay izy, atao @ toerana mafampana mandritry ny adiny 6- tokony hisy mousse hiforona eo ambony, afangaro tsara ny pate - hafanaina ny moule , dia asiana 3/4 @ilay pâte , avadika avy eomazotoa homana!