image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Bonjour daolo,aiza no ahitana mpivarotra gros sel azafady ?merci beaucoup


  • Grandes surfaces rehetra- épicérie madinika maro- tsena @ androny : ohatra sabotsy : Mahitsy, Isotry, Ivato, Talatamaty ...Sa gros sel hafa mihitsy no tadiavinao ???

Sao de sira tsotra ary zan tinao lazaina zany ! Efa oe "gros sel" no tadiaviko ! mazava ve ?


Sira vaingany ve no tinao lazaina?Eny @ épicerie be entana ireny misy, pavillon analakely koa.Sa sira kaazany hafa mitsy zany?


Ny gros sel @ gasy dia sira vaingany ny anarany dia ye eny am épicérie mpivarotra enta-madinika sy pavillon misy dia vidiana @ kilao (lanjainy ôtran'ny mividy siramamy)


Ka i gros_sel mihitsy anie no aviavy tsy fantatra e !!!Mazava @ ahoana ? Jereo eny @ grande surface fa misy daholo. Raha tsena eny ambanivohitra aza dia amidy @ kapoaka ireny...sa gros selle ???? Izay indray dia tsy haiko.