image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Salama daholo!araka ilay sujet ihany,mba te hanao godrogodro fa tsy mahay.Afaka mba misy manome sopapa ve?Misaotra indrindra!


Hitako tao anaty solosaina findaiko ity izay nozarain'i R.Ando tamin'izany ! Mbola tsy nanandrana an'io aho fa dia mampita fotsiny :GODROGODRO (R.Ando ? Forum Moov) Oh: Ra manana kobam-bary 6 kapoka ianao d atao 6 kapoka koa ny rano (na azo atao lait de coco ko io rano io d 6 kapoka koa). Tena afatra @kapoka mihintsy ny rano sy ny koba, mazava ho azy. Ireo rehetra ireo d afangaro ao anaty recipient lehibe izay itanao fa antonina azy. Tsara˛ kokoa, arotsaka aloha ny rano na lait de coco d araraka tsikelikely ny koba, atao izay tsy mapivaingana azy.Ny siramamy, samy manana ny tiana, izay tianao mahamamy azy fa normalement atao 6 sotro koa. Arotsakao ao koa. D asiana menaka 3 sotro eo, ny antony, tsy ampiraikitra lotra an'ilay godrododro rehefa esorina ao anaty vilany.Afaka asianao poudre vanille koa ra tianao, vomay mahamanitra azy.Vita zay rehetra zay d maka siramamy ianao, anaovana caramel, ilay maha marron an'ilay kodrogodro itantsika iny, ra ilay fotsy be no tiantsika d tsy mila ny manao caramel.Ny fanaovana caramel, atoroko ihany sao misy tsy mahalala.Atao mamahy ny vilany, arotsaka ny siramamy (atao betsaka ihany ra betsaka ilay koba sy rano nomaninao @zay marron tsara, ny fatra tsisy fa refa marron tsara ny caramel nefa tsy mampangidy ny godrogodro d tsara).Vita izay d tonga d arotsaka ao @ilay vilany nisy caramel ilay koba sy rano nomanina tao @recipient ray. Aza gaga ra itanao eny ilay caramel fa eo no manomboka ny tena asa. Mila bokona kely ny sandry, lol!Aroarohana tsy ankijanona intsony ny ao am-bilany. Mia-mafy ny iafarany, tokony ho masaka izany ny koba. REhefa tena itanao fa masaka sy sarotra avadika d esory eo @fatana @zay aloha.D ataovy izay apikambana azy rehetra, pasoana ny filaza azy. Ohatran'hoe mapiditra fotaka ao anaty kopy ianao, alamino tsara. Tsitako zay anavazana an'ilay pasoana fa miala tsiny ra manohatra @ilay fotaka aho. Ny hiafarany, ohatran'ireny yaourt ao anaty pot reny, zay no tajona. Sotro be no tsara anaovana azy ka asiana menaka ny sotro be mba tsy iraikitra @ny ilay koba ka lany andro eo. Refa maina kely d asina menaka kely, tsy atao bdb fa sao be menaka eo ny godrogodro.Vita izay rehetra izay, efa vonona ao koa ny afo charbon, marihako fa tsara ra vilany gasy no anaovana azy ary vilany itanao fa antonina azy, satry avadika ny sarombilany rehetra anao azy. Asiana afo eo ambony tako-bilany, atao betsaka ihany, d ao ambany koa asiana. D avelao ho faty ho azy ny afo, na lany ho azy. Fa ra mahay mitandrina @ialay takotra tsy ho latsaka ao anaty vilany ny charbon d jereo ihany, tsy misy maharatsy izany. Sokiro @antsy, otran'@gateau, ra manaraka, mbola tsy masaka, ra tsia d masaka. Tapitra ny rehetra d esory ao @zay, ny kokany no tena tsara ry reto an, humm, edivana mihintsy. d mazotoa d tatarao hoe nanao ahoana. Mamaly eo ihany aho ra misy tsy mazava.


LHTM>dia misaotra anao namerina azy fa tena nanampy betsaka tokoa.