image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Araka ny sujet,mba te hanao an'ireny flan @vera ireny fa tsy mahay.Afaka mba manoro kely ve ireo izay mahay?Ny fatra? ny zavatra ilaina? Ny fikarakarana azy?Misaotra mialoha!


Hoan'ny ronono 1lLait 1l, siramamy (izay tiana @ hamamini), atody 2, crčme patissičre ŕ chaud 5 sotro lehibe (eny @ epicerie dia efa misi an'io).Ampangotrahana ny ronono de esorina amin'ny afo.(manajanona ronono mangatsiaka 1 vera)kapohina miaraka ny atody si siramamy, refa voafangaro tsara de arotsaka ao ny ronono efa matimaty (tsy oe diso mangatsika be lotra an!).Vita zay de hafangaro amin'ilay ronono MANGATSIAKA 1 vera ny creme patissičre ŕ chaud, rehefa levona tanteraka ilay crčme patisiičre dia afangaro amin'ilay ronono efa miaraka amin'ny atody sy siramamy amin'izay.Averina ambony afo malefaka dia tsy ajanona ahodina amin'ny sotro (sotro hazo no tena tsara).rehefa miatomoka mangotraka dia ho itanao fa iha harihitra ny flan anao. rehefa tonga amin'ny hitiavanao azy dia esorina ambony afo dia tsinjaraina anaty vera.Afaka asiana vanille.PS: recette fatao an-trano izy io fa mamono antoka ra amidy.<lol


misy lé crčme patissičre nounoussy iny eny am épicerie na pavillon Analakely dia iny no vidina dia arahina ny conseils d'utilisation @ fonony.


Tsy doka fa ao amin'ny AAA no nividianako Nounous vao tsy ela.


Sao mba mahay fanaovana ilay pate gasy eny an-tsena ireny hianao , misaotra mialoha @ valin-teny.