image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 2

bsr daholo oo, mba mila fanampiana oo! niteraka ivelany n vadiko d efa manao zay isarahanay mihitsy, vita soratra zahay ary niteraka raiky, d tiako fantatra oe mety ataoko porofo n adultere ve raha azo ny kopia n zaza ivelany io, d afaka torina ve n vadiko amizay,afaka itoriana anazy zay zaza ivelany zay, satria mitady tsy anome n anjarako izy d mba tiako menacena amizay. merci


salama
ny tsara indrindra aloa dia ny miresaka tsara sy manambitamby ny vadinao ianao, ataovy tsapany hoe enao no tena vadiny.
raha toa moa ka tsy maintsy ho tonga amin'ny fisarahana ianareo dia aza manaiky hatramin'ny farany satria ianareo vita soratra
soamatsara aza manaiky divorce zany ihany koa.
raha mievitra ny hisaraka izy na tsy mody antrano na koa efa lasa mipetraka any amin'ilay renin-jananay dia tsara ianao raha manantona ny TRANO ORO ZO eny andohantampenaka fa tao no nalehan ilay namako satria izy nanana olana nitovy taminao.