mihaino ireto milatsaka ho fidina president aho dia tena malahelo fa misy @ izy ireo dia tsy mahafeha ny teny malagasy anefa ny akamarony ny malagasy izay heritreretiny ho tantanana dia tsy mahazo ny teny vary@anana ampiasainy ka ny teny malagasy aloha fehezina fara faha keliny raha hitondra ny firenena malagasy