Fahasalamana daholo e!, mba ahafantapatatra momba ny Hyundai Terracan ilay turbo intercooler azafady izay mananana traikefa :

  • Fahamafisany
  • Misy pièces ve?
  • Ny consommation
  • Mora tezaina ve?

Dia misaotra @ serasera e!