image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

sipa za manoratra. manana fantasme zay za hoe mampijaly ny sipako de manome fessé marary be anazy. efa noteneniko anazy io de efa nanaiky izy fa mbola tsy natao alou. fa ny fanontaniko hoe mbola maavita manao ve izy aprčs an'io satria za mety hiakatra be ny libidoako. mba zarao ze manana expérience amzany hoe?


Raha ny RS izay miaraka aminy no resahana , dia mazava fa betsaka ny zavatra tsapa sy hita ao fa ilay izy moa dia ny vatana sy fijery sy ny filana no miditra , ireo anefa dia tsy hitovizan'ny rehetra fa samy manana ny azy . Ny zava-dehibe fotsiny dia hoe " ifanarahanareo izay atao " , mapitandrina ihnay aho anefa fa rehefa lasa avo be io revy io dia mety hitondra vokatra ratsy dia ratsy . Misy ny efa maty vokatr'io .


Fa maninona raha tonga dia atao aminy dia voavaly ny fanontaniana,mba te hanao nefa tsy mahafantatra izay tenenina akory Misy fomba fanaovana azy ireny fa tsy hoe mijery film fotsiny dia lasa be fantasme avy eo,ndana mianatra fa azo hianarana koa ireny


Anakin >>>> Ha!ha!ha! .... mampiomehy ianao marina . " mampijaly ny sipako de manome fessé " fa ahona no fazahonao an'io voalazany io . Azavaiko kely fa toa tsy manana saina mandinika ny volaza lotra ianao ." manmpijaly " aminao io tsisy dikany , na koa tsy hitan'ny masonao ( mividiana solomaso aloha ) . Misy fetrany ve izany teny hoe mampijaly izany sa tsia , raha misy hatraiza raha tsisy dia aohona ..........omena anao ny fitenenana satria toa be no azonao lazaina


Aiza no misy fitsipika fa mila traikefa ho tantaraina vao tokony hiresak eto .....ha!ha!ha!ha! .