image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 3

Ary anga moa tsy misy manao otran,i Julio e, mba andramo ihany e


Maninona raha tadiavina indray izy... mety mitady anao koa anie izy izay


dia asa re....tsy efa adinony aho ve izay ....


Ary anga moa tsy misy manao otran,i Julio e, mba andramo ihany e


Fa dia inona loatra aza no nampisaraka anareo... fa za nefa sûr fa na inona na inona mety nampisaraka anareo dia mety tsy manadino anao izy raha nisy fafiny ny fiarahanareo... tsy hay fa mety mitady anao ihany koa izy izay araky ny efa noteneniko taminao