image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

HAJAL> Za Lehilahy ilay manoratra, fa matetika ah, manofy otranao koa hihhihihi, de tena maditidity mhts ny drap :P ny maraina


HAJAL> Za Lehilahy ilay manoratra, fa matetika ah, manofy otranao koa hihhihihi, de tena maditidity mhts ny drap :P ny maraina


vehivavy koa no manoratra, efa nisy fotoana koa aho nanofy nanao rs t@ olona tsy haiko (tsy hitako mo zan n tarehiny tanatinle nofy e) fa tena mando be mitsy za, taitra t@le nofy za (@2 sasany maraina) dia nosafosafoiko ny an'i vadiko , rehefa tsapako fa dangitra be dia niakarako tsimoramora, efa zaho eo ambony izy vao taitra sady tonga d nanosika (nipompe) aby ao ambany ... vetivety dtonga ny ana t@zay. tsy nanaiky anefa izy fa d nitohy ny lalao ... manaitra biby matory hono zah! ... rehefa maraina vao notantaraiko azy ilay nofiko, d gaga elah hoy izy sady nihomehy:!


Tena marina mihintsy ny an'i Farakely ,fa ny zavtra miseho amin'ny nofy dia zavtra efa hitanao teo alohany .Raisiko ohatra fotsiny,indray maka aho nisakafo teny Iavoloha ,anisan'ny voasa ,nisy Mme teo anoloako ary ny vadiny eo akaikiny ,manja be le izy ,dia mifanojo foana ny masonay ,tena tsy ŕ l'aise mihintsy hatramin'ny farany ,vita ny fety samy nody ,fa ny alina aho nanonofy azy sady nanonona ny anarany ,saika ady tsy vita tamin'dRafotsy an .


Tena tsy voatery hoe : zavatra hita maso sy eritreretina lé nofisina an!izaho misy fotoana mieritreritra ny sipako taloha rehetra, izay nilay @resaka RS, fa tsy mety manofy an zareo na sipa hafa mitsy.Fa rehefa tsy mieritreritra an zareo aho fa variana miasa, sns d maofy tampoka eo! d gaga ela


Mapmé be koa ny olona sasany @ lay théorie be hoe tsy maintsy zavatra noeritreretinareo snsZa vhv, za angamba efa in5 no tratran'izany tao anatin'ny fanambadiana, ny 1 @reo ihany no hitako sy fantako ny tarehiny fa ny sasany tsy hitako mihitsy fa hoe manao fotsiny, dia tena mahazo tsirony...Olona tsy noeritreretiko mihitsy io, olona 1 fianarana tamiko fotsiny, juste nifampiarahaba t@ zany, tsy tara taminy aho sns...Ataoko hoe 2014 ny nofiko nefa ilay olona t@ 2002 no itako farany, tsy nieritreritra azy aho na kely aza nefa dia azoko nofy izy sady tena nanao RS no nifampizara fitiavana teo ambony fandriana...


ra nianatra science nareo, de misy le atao hoe troplein, ny lehilahy no tratranio matetika, refa feno be ny tahiriny tsirinaina nefa tsy mivoaka le izy, de mitady lalana hivoaka, de eo enao le manofy, tam zah mbola tsy nanao sipa no tena tratranio, fa amzao tena tsis tsony lou e,fa nofisina doly io olona rehetra io, mba tsy hitenenana hoe hatramin ny havana aza nofisina, ary tena mitsofoka tsara mintsy i balita.


Za bandy ary efa 20 ans de couple fa mbola manonofy manao @ olona hafa foana an. Tena misy ilay hoe olona niara-nianatra, tsy nahatara akory ary efa 20 taona tsy nihaonana mbola nofisina ihany, ny mpiara-miasa mahafatifaty indray aza no tsy nofisina hatr@ zao.aleatoire be io fa tsy misy théorie hoe olona efa hitanao na notsiriritinao.Vao haingana za nanonofy nanao t@ olona hafa ary teo am-pandriananay mivady kanefa rafotsy matory eo akaiky eo tsy nahare anay akory : Tsy haiko akory ilay vehivavy nanao tamiko fa tena kotsan'ny sperme ny boxer-ko nony maraina. Soa fa izaho foana no mifoha aloha dia lasa haingana nandro sy nanasa an'ilay boxer, soa fa tsy nisy ny drap.


Tsy nofy Ireny fa tena misy, manao mihitsy ianareo saingy angatra ilay manao aminareo ka zay mahatonga ilay eja*******ation, mila mandroaka devoly raha tsy izany lasa vadin-dolo.