image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Sanatria tsy hireharehako ilay tranga fa matetika aho tsy mino ny 6° sens an'ny vehivavy hoe mety @ tranga rehetra.Manambady ary efa 5 taona talohan'ny nivadiana no nanomboka niaraka izaho sy ny vadiko. - Tao anatin'io 5 taona io dia in-2 aho no nampirafy azy ka nanao RS t@ vehivavy efa manam-bady aman-janaka namanay iray izay.- 5 taona taorianan'ny nivadianay dia sendra mbola tafaraka t@ vehivavy hafa, ary matetika any @ mission any @ province moa izany tsy resahana ny revy miaraka @ vehivavy ary mpiara-mpiasa daholo ireo satria miasa @ agence an'ny orinasa any @ province.- misy fotoana aho tafaraka @ groupe-na olona mpankafy sexe kanefa tsy olona mpanao partouze fa kosa misy miarakaraka ihany ao anaty groupe, mandeha excursion miaraka @ ireo mihitsy une journée ary occasion hikôtina sipa mihitsy moa ilay izy ary mitohy @ fiarahana antsokosoko ilay izy aty aoriana.Ny mahagaga ahy, raha ohatra aho manafina zava-doza toy ny hoe misy havana akaiky maty, na miresaka @ olona au téléphone eo imason'ny vadiko ka zavatra ratsy no resaka ao, na tsy miteny aza aho dia mahimahina be izy ary avy dia misikotsikotra hoe fa misy inona ? inona no noresahinareo, sns... fa rehefa sendra @ ireny fotoana hiarahako @ vehivavy hafa, eny na dia ilay excursion aza tsy manontany ahy akory izy hoe iza avy nareo no any @ izany excursion izany. t@ io excursin io aza (teo ambohimalaza no nandeha) tsy prévu hijanona hariva tany aho fa niverina nody tany an-trano ny atoandro fa nony tonga tao an-trano aho dia ny vadiko indray no nanontany hoe nga ratsy ny ambiance no tonga aloha be aty an-trano dia noteneniko hoe tsara fa za efa prévu hody. Dia izy indray no niteny hoe za kamo be tsy te hivoaka ato an-trano fa raha te-hiverina any enao de mandehana de lasa indray aho niverina tany sady nentiko kosa t@ izay ny fiaranay. I madama sy ny ankizy nijanona nijery tétlé tao an-trano fotsiny.Lasa ihany ny saiko hoe @ lafiny iray manana ilay 6eme sens izy fa @ lafiny tena ilŕna izany toa tsy manana mihitsy. Asa ianareo vehivavy hafa eto.averiko ihany fa tsy mampirehareha ahy izany fa mahagaga ahy fotsiny


Ianao no mihevitra fa jamba izy ary tsy arany ny ataonao. Minia mikimpy fotsiny izy, ary tadidio fa fantatry ny vhv foana quelque part hoe miodina ny vadiny.Ilay teniny notanterinao io hoe "ratsy angaha y ambiance no tonga aloha be aty an-trano" dia tsy azonao vé ny dikan'izany???Misy alahelo ao, misy double sens io, fa aza heverinao ho phrase banale comme ça !!! Efa misy alahelo mikiky anaty azy ao fa ampangininy fotsiny ny vavany sy ny fony hialana gidra imason'ny zanany.Ny infidélités dia mampiditra helo na enfer anaty tokantrano. Tsy takatrareo lhl indraindray ny dikan'ny resaka ataon'ny vadinareo fa aza diso hevitra kosa fa tsapany tsara ny perte de l?intéręt nareo aminy sy ny distance mihalalina aminareo.


za mitovy hevitra @ Mitandrema ihany.Efa arany vadinao zany, na izy ary efa miezaka ny tsy mirara anao. Malaelo izy fa tsy afaka manôtra.Jereo né e, tôt ou tard c'est elle qui va te quitter, ho lasa izy miarak@zanany. Fa izy mody tsy miteny anao io, fa efa arany zany."za kamo be tsy te hivoaka ato an-trano " efa miezaka ny tsy mirara anao izy, efa manana tetikasa ko izy. Ko ra tsy vendrana izy.


"Dia izy indray no niteny hoe za kamo be tsy te hivoaka ato an-trano fa raha te-hiverina any enao de mandehana" .... fa ny roue de secours efa ho avy eoDia lasa tokoa ianao 1 sy 1 ny bol


Ny lehilahy anie dia misy sahy mirehareha mihitsy hoe izy no tena milay, ary Mino izay lazainy sy tantarainy rehetra ny vadiny ampirafesiny.Dia tsy menatra akory mandahatra lainga sy excuses bidons eo, tsy tsapany akory fa ao anatin'izany fotoana mody tsy mahalala ny marina izany ny vhv dia mandinika izay ataony aoriana kely ao.Ary @ izay fotoana hiodinan'ilay vhv tanteraka izay na hipohan'ny sarom-bilany dia tsy ho zaka ny valiny.


tandremo fa za nahafantatra couple izay, miodina be mihitsy ilay lhl ary tena mampiseho @ ao an-trano mihitsy hoe ty za mission lava, ty za tara fodiana lava, mandeha lava foana zany e, tsy mba misy fotoana ho an'ny vady aman-janany mihitsy fa avy eo ikala nitantara taty amiko fa tena nanome vahana azy mihintsy ny tsy mahaeo ny vadiny, mipetraka2 tsara mihitsy ny rdvn'izy sy bandy sady bandy norme tsara!


mpanao azy >> ny tsy arak'elah de t@ io fotoana io zahay nisôma milay B de izay no namelany an'lah nandeha.


andrayyy zany kay ve no nataonao , tena tsy nampoiziko.......... noeverinao fa tsy mba miditra @tony forum tony nga za??????????? ahita vehivavy enao androany...


ka tsy maka lagy izy satria manao koa. Kopy enao satria efa hifanaovana ny anareo.


ka tsy maka lagy izy satria manao koa. Kopy enao satria efa hifanaovana ny anareo.