image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

7 ans de mariage, mbola tsy nahazo cadeau avy tamin'ny vadiko aho na anniversaire na fęte des mčres. Rehefa tafaresaka izahay mpiaramiasa samy vehivavy dia samy mitantara izay azony daholo ny namako rehetra. Za tsy sahy miteny satria tsy tia mandainga dia mangina sy mangasihasy fotsiny. Za mantsy tsy mbola anahazo cadeaux tamin'ny vadiko izany mihitsy hatrizay nivadianay. Na dia hoe iny 500 Ar hividiananao cadeau zay tinao, tsy misy. Nefa manome cadeau ny reniny izy, presque 500 mille no aterinay any. Samy miasa izahy mivady, ary samy mitantana ny karamany. Ny azy aza mbola miampy ny recette amin'ny transport ataonay.Mahatsiaro frustrée ihany aho satria tena mikely aina aho hanasoavako ny ankohonako. Izy manokana dia tsy mbola manque ny cadeaux fęte des ^čres nomeko azy, ary valeurs ambony daholo (kiraro, pull, complets, sns...) Dia rehefa tonga ny ahy, dia hodiany tsy tsaroana. Raha ianareo no anotaniko, bonne idée ve ny tsy hanomezako azy cadeau tsony? Afaka mitaky cadeaux ho azy ve za, sa ahoana? Mba toroy hevitra hoe azafady??


Tokony naturel b zany !


Mb mahagaga ana oe ts leo ianao ts nomen cadeaux atramze! zavatra tokony fanao mitsy izan mb hampitombo ny fitiavana sy n firaisankina!