image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

SLT daholony zaobaviko zany mbola kely taona nanambady e 17ans teo, dia ny vadiny 20 ans teo tam zany... Teraka roa zareo dia mipetraka am ray amandreniny kala zany...Tsy manana blem aminy manokana za satria cool izy fa ny blem dia ny fitondrany ny tokatranony atramzao... Zazasaina be iza na dia niteraka ary satria tsy mikarakara vady sy zanaka fa ny reniny no mikararaka azy rehetra ao... Ny vadiny lasa nitaraina taty amiko non farany hoe tsy rahrahiny mihintsy ary délaissé! dia mba noteniniko ny mamany dia tsy maka lagy izy mianaka...Mba toroy hevitra fa tsy tiako ny mahita ny fiainatokatranony mivaralila toy izany... Hoy ny vadiny hoe: zay telo mianaka tsy misy dikany eo imasony fa ny mamany no mahafatifaty azy be kokoa!... Marina fa mamanao mamanao foana fa rehefa lasa eo iny dia minantainy amin zay enao anambitamby ny vadinao izay délaissé sy malahelo... Zay ry reto a!!!


Mila mivoatra fotsiny izy am maha renim-pianakaviana azy ! ts maintsy ho tonga saina iany izy na ts iteny aza enao ka!