image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Angaha hita fa tena mandreraka be, misy problčme ny zandrinao sy ny reninao de miezaka ny tena mampiravina ilay fifandirana, enao indray no mahazo tsiny hoe tsy misy idiranao zany fa mangina nefa ny tena no mamelona azy ireo, mandefa vola isambolana.Tena leo be ko aho de aleoko mangina, tsy miditra izay fiainany any intsony, ny tokatranoko no banjiniko zao. Mila saika nahateny aho hoe angaha ny vavanao misakafo raha tsy za. Manahirana be


NY soa atao levenambola foana, fa izao kosa NY fianakavianao(vady aman-janaka) foana nom atao priorité @ rehetra dia izay vao havana sy namana.NY havantiana koa hono tsy iaraha-monina, ary NY mahavita ihany no voatsikera


Nahatsiaro ny zavatra niainako aho mahita ny voalazanao ry tompona sujetizaho no zafikely voalohany tao anatin'ny fianakaviana avy aty amin'ny reniko, mazava ho azy fa zandriko be daholo ny cousin sy cousine, niasa aho ary nanana vola tsy dia niankin-doha loatra tamin'olona, nisy havanay cousine ko moa izy io, zanak'anadahindreniko, nisedra olana be ny tokantranony ka nijaly , tsy nihinan-kanina, tsy nianatra ny ankizy 5 mianadahy , dia nanapakeviatra ny reniko hoe aleo alaina ilay vavy anankiray tezaina sy hampianarina fa mampalahelonalaina ty zaza, nampianarina teny amin'ny EPP, nividianana akanjo sy fitaovam-pianarana, tsy nety nandray moa ny privée satria efa anelanelan-taona no nakana azy izy koa epp rahateo no nisy azy fa efa nokasainay hampidirina privée rehefa afaka cepe nokarakaraina tsara diovina, atoro hoe izao no atao rehefa misasa, atoro koa hoe rehefa misy olona dia aza manao an'izao fa tsy fahalalampomba, izy mbola vahiny tamin'izany dia naterina sy nalaina, tena hoe zanaka an-trano fa tsy havanananomboka nanao cinéma ary ty zaza fa nalahelo ny rad sy ny mpiray tampoho aminy , navadiny daholo ny zavatra natao azy sy noresahina azy , misy an'izany mody mandoa any angabone nefa tsy nando akory tsy mety mihinan-kanina, nanontaniana hoe nisy inona, nisy tsy zaka angaha? tsia nisy ny valiny , aterina hody? dia nanaiky hoe eny , nony nody izy hatezerana no nasetrin'ireto rad , fa nampijalianay hono ny zanany , namisavianay hono, efa 7taona tsy nifampiteny tsy nifanerasera izahay ary dia nahely eraky ny fianakaviana mihintsy, nalahelo ny fo, fa tsy mba nanao ratsy an'ilay zaza izahay fa notezaina araka ny tokony hizy , amin'izao efa lehibe io zaza io fa manaratsy ahy sy mankahala ahy tanteraka, fosa izany nefa izy ary tsy nankany aminay intsony fony izy niala tao aminay kanefa dia mahita lazaina amin'ny havana hoe izy ohatrizao izy zao, fay ary fay tsy te hitsetra olona intsony na havana na namana na iza , ianao indray no ratsy , dia ny mahagaga mihaino sy mahatoky izay voalazan'ito kala vavy ito daholo ny fianakaviana ange? 20taona ny elanelan-taonanay