image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Asa inona loatra no iafaran'itony lehilahy mandao ny tokantranony dia mahavita tsy mijery ny zanany mihitsy na dia iray minitra aza. dia inona mo zany ny tokony atao raha sendra an'izay sa oe avelao any rehefa tsy mitady azy ny ankizy?manahirana.


Fa maninona ,Dia gaga ve ianareo fa maninona ilay firenentsika no laharana faha dimy avy @ farany raha resaka fandrosoana . Firenena faran'izay mahantra nefa mba betsaka ihany ny mpivavaka sarintsariny hanaromana ny adalana atao foana .Tsy hoe mitsara akory můba tsy ho tsaraina . - Ny zavatra hita izany dia ilay lehilahy dia olona mbola tsy matotra talohan'ny nanambadiany (irresponsable) .Tsy fantany izany ny tena atao hoe toka-trano .Resaka éducation koa io .-Olana faharoa : noheveriny angamaba fa ireo zanany angamba nankataka ny ho tonga tety an-tany dia mi se débrouille avy eo na dia mbola kely aza .-Ity resaka fampirafesana ,fitadiavana vodim-behivavy tsy misy fitsaharana ity koa ny tena olana satria raha vao misy vola kely dia manabotsina tratra na dia resaka hoe 1 million d'ariary (tsy mahatonga lavitra ).-Ny resaka fitiondran-tena tsy mendrika (fistroan -taoka ,sigara ,....) koa ao anatiny ,dia olona tsy tia miezaka @ fiainana koa etsy an-daniny .Marihina fa io resaka resahinao io ,mpahazo ny olona bdb na dia tsy mandao tokan-trano aza ralehilahy ,na rvehivavy fa manitsaka tokan-trano zay tsy eken'Andriamanitra ka lasa tsy zarizary lay tokan-trano .Marihina koa ny toe-tsain'ny malagasy ŕ 90% no efa potika depuis 3 générations ,40 taona izay .Lehilahy ao no manoratra ,mbola betsaka koa ny zavatra tsy voalazako ..... Tsy mipetraka any an-toerana fa mandalo matetika ,dia mora hita be na ny olana mianjady @ malagasy aza eo @ lafiny rehetra .Mazotoa !


vaza vadiana dia tsy misy problema


tsy azo terena izy fa ny sainy no mitondra an'io, tsy misy solution koa io ary tsy misy sazy afatsy mangataka pension alimentaire, tsy misy lalŕna fa libre be ho tia na tsy ho tia ny zanany izy


mivaly aminy foana izay ataony any aoriana, tsy misy afatsy mivavaka mba ho tafita ny zaza, hitombo fahasalamana sy fahendrena izy ireo, sendra ray adala ka tsy misy azo atao fa miandry izay hivaly aminy fotsiny


ny fahitako azy ndray matetika tena jeune loatra le gasy dia mihazakazaha manambady nefa ny fahamatorana tsy misy===0 dia raha vao tonga ny olana madididinika eo @ fiainana dia mi abadonne...ny solution mila mba tena matotra vao manambady ny lehilahy satria zareo ela vao matotra raha mihoatra @ vhv


Efa sarotra aky ny fiaianana angalao vola jaz f 'aza manelingelina izay reviny any rehefa izay no safidiny fa raha tsy mamoka S kosa tonga dia korontano satria rehfa resy any anie izy mbola ianao ihany no hifaharany any aminao ny terminus an ka alaivo ny anjara tokonyho azonao isambola dia milamina ny zaza no taizao tsara ny tombony ny fanambadiana efa ao aminao ko


Amin'ireto valin-teny ato ireto no manamafy fa tsy ho foana mihitsy ny "le plus vieux metier du monde"