image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

vao nivady fitiavan b tsis otrizany, 5 taona aty aoriana vao aiko ay ity vadiko ity napirafy ahy tam vadin'olona fona nandritra izay niarahanay sy nivadinay zay, degoutée taterak aho tamin'ireo fihetsik miatsaravelatsihyzao vao manao remis en question, satri tsaroak f vao bevok aho d lazainy f tsy azy fona io, nef kay izy mits no tsy mlam any ambandik@zao koa, d ampediny am fianakaviany izay itany f nifandray tamko aho, satri mataotra izy ny ho tratra d ny azy no ataony tonga alohaLEO B ZA RETO, TENA LEO TATERAKAzan retra zan, miarak @ mamolava isaky ny tsy miasa + tsy vola feno no omeny anao isambolanatena oe, fiarah-monina sisa, tsy mahavita projet miaraka aminy intsony aho f tofok tanterak, soa iany aho f mba miasa ihany i occupeko ny eritreritro, sy mba oe mba misy azo raisina f sinon ngamba d tsy aiko intsony


Bonjour dégoutée total,Ny conseil-ko ho anao dia, miresaha tsara aminy ianao amin'ny fo tony sy saina milamina tsara. Ny vahaolana voalohany ny mpivady dia ny firesahana tsara ary fadina mandritra izany ny mameloka azy. Avy dia omano dieny mialoha ny tianao holazaina aminy, ka arakaraka ny vainteniny no hanaovanao fandinihantena lalina avy eo.Bon courage eh!!!ranontsira// REHEFA TSY MISY HOLAZAINA DIA IDIO NY VAVA FA MARIKORIKO SY MIREFAREFA AMIN'NY TANY.


Tsy mety ve raha tsy mangalatra pseudo ny sasany e ,ny hataon'ny mpitondra ary efa tsy erany dia ny samy madidnika koa dia toy izao tsiiiii .,raha tsy i Belapin no manentana ato dia naleoko niala .


fa tsy vierge anga enao t@ nalainy vady?


Goaka be ny vodiko fa leo ny vadiko hoe efa tsy vierge intsony ny fivaviako ka aleo mba ny voudy indray no vakiana, tsara an, tena tsy foiko mihitsy ny vadiko. Fa izao no olana, inona intsony no omeko azy refaveo? Paix et amour au paradis pour les ex vierges


Bienvenue dans la vie aprčs le mariage!... tsy fanantsafana an! fa kosa 5ans hoy ianao ianareo no nivady, dia manomboka hitanao ny toetrany.... Fa na efa aprčs 30 ans de mariage aza, mety mbola misy zavatra tsy ampoizinao ho vitan'ny vadinao nefa tena vitany....Misy ireo vady tsara, tsy lavina mihintsy izany. fa ny fankam-panahy be dia be indrindra ny eto amin-tsika. Mbola ampian'ny sipa kely materialiste tsy te hisahirana koa. Miandrandra ny tonga dia hitaingina ny vitan'ny hafa fotsiny. Raha kivy sady leo be ianao, dia inona izany no heritretinao hatao? hisaraka? tsisy assurance anefa hoe hisolo vady dia ho tsaratsara kokoa noho ny teo aloha. Ka tsy aleo ve ny saina no amboniana dia toizana ny fiainana e! Dia izay mahamety ny fiainanao sy ny zanakao no atao? Misy fomba fiteny hoe: "si tu veux ętre heureux, deviens aveugle, sourd et muet"....